Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dragon2madagascar
(
12/04/2006 06:51)
Felaka raozy
Salama e!
Misy dinidinika momba ny fiaraha-monina karana sy Malagasy ao @ takelaka http://dragon2madagascar.over-blog.com/ ho an'izay liana @'izany.
Veloma e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:21
nyeja
(
12/04/2006 06:36)
KORANAN\'ny ex-LYCEE MODERNE AMPEFILOHA aty Frantsa .
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana ao amin\'ny \"RESTAURANT MON TANA \" CRETEIL
amin\'ny 07 mai 2006 izao amin\'ny 1 ora dia misokatra ny buffet self service ...
tohiny
novalian'i Evah ny 30/06/2006 09:28
little
(
12/04/2006 06:01)
Diniho kely anie!
Saliii doly an!
Nareo ve reto tsy mba nandinika fa avy amin'ny teny gasy daholo ny teny vahiny maro na mivantana na amin'ny ara-kevitra?
Sombiny: Avion zao dia avy @ malagasy hoe Avo iny an!
ny Saf...
tohiny
novalian'i pissoa ny 14/04/2006 07:52
Fiffi
(
11/04/2006 13:19)
Manja eh!
zah ry zareo dia tena anisan'ny mpankafia ny fiara taloha ireny an! tena milay mihintsy sady ohatran'ny mampanofinofy ahy mihintsy ka raha nijery aho dia ity no tena nambabo ahy eh! ary ny anareo mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 11:55
diamondra27
(
11/04/2006 11:30)
morses
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?...
tohiny
novalian'i kala ny 19/04/2006 05:11
little
(
11/04/2006 10:16)
Possible ve?
Possible ve ny mamadika fiara volant a droite ho lasa volant a gauche any Dago e? de mety ohatrinona eo ho eo?...
tohiny
novalian'i andrianjaka ny 10/10/2006 13:07
ericgael
(
11/04/2006 09:38)
sary tamin'ny fambolenkazo nataon'ny namana serasera
dé inty izany ny sary t@ fety say fihaonana teto dago "fambolenkazo" teny Andranovelona.
niarahana niasa akaiky t@ blackMan.
Mazotoa mijery é
ps: mila klikena ny lien ... :lol:
http://heryni...
tohiny
novalian'i Angie ny 13/06/2006 11:34
rakaz
(
11/04/2006 09:35)
rakaz ihany ty e!
Manahoana daholo ianareo Tompoko?...
tohiny
novalian'i vale ny 18/04/2006 19:03
davis
(
11/04/2006 08:56)
bonjour
Bonjour !
Je viens de découvrir un très bon site d'informations, de conseils et d'assistance pour trouver un job bien payé à l'étranger (avec ou sans qualifications), une bourse d'études, une ...
tohiny
novalian'i milamina ny 12/04/2006 23:38
diamondra27
(
11/04/2006 08:54)
irery any afrika...
irery any afrika ianao sady nisy nanao piège anao. Nahanton'ilay piegeur t@ tady eo ambony hazo ianao no sady nofatorany t@ le tady ny tenanao iray manontolo ary natsatony t@ fantsika le tady mihazon...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:55
texe
(
11/04/2006 08:19)
ahoana ny afantarana fa hoe mbola tia ny olona ira
saluit
raha misy olona iray niaraka taminao de nisaraka ianareo deahoana no ahafantaranao fa mety mbola tianao ve iny olona iny .
texe ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 16:20
Fiffi
(
11/04/2006 07:45)
Trangan-javatra - Zaza sivy taona ipetrahan-dolo.
Ny tanànan’Ankazotoho - Anosizato.
Zazavavy kely sivy taona, antsoina hoe C ... monina eny Anosizato, no mahavita manao fihetsika hafahafa rehefa “mihetsika” : ny lohany tafahodina any an-da...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/01/2015 05:08
jentilisa
(
11/04/2006 06:02)
iza no malaza amin'ny mondial?
Tsy resaka firenena no anontaniako eto fa resaka olona. Iza ny olona tena heverinao fa malaza na ankafizinao amin'ny mondial hatramin'ny nisiany teto an-tany? Ny ahy izao dia ireto avy Karl Heinz Romm...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/05/2006 22:19
jentilisa
(
11/04/2006 05:55)
volombava indray ary e!
Taorian'iny resaka silipo fotsy iny ary diaity indray mba misy fanontaniana ho anareo vehivavy indray! maninona ho'ho ianareo no tsy tia volombava mihitsy e! izaho anefa tena tiako mihitsy io manao vo...
tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2006 13:24
rakotoson
(
11/04/2006 02:39)
sakafo bio
na za aza dia tena mamerina mametraka ilay fanontaniana momba ny sakafo bio teo satria tena lasa maro be ny asanay amin'io bio io satria mamokatra crevettes bio izahay zany hoe manana certification l...
tohiny
novalian'i titis ny 25/05/2006 14:37
hery
(
10/04/2006 22:12)
Lalao serasera
Nisokatra androany indray ny takelaka vaovao hisy lalao eto amin'ny serasera.org [url]http://lalao.serasera.org[/url]
Amin'izao fotoana izao dia mbola ny Echec aloha no lalao ao... afaka mandray anja...
tohiny
novalian'i saikamat ny 24/04/2006 16:36
fasaly
(
10/04/2006 18:38)
sakafo "bio"
hatramzao , tsy hitako mintsy zay mahasamy hafa anlay sakafo "bio" miohatra am sakafo tsotra e!, fa tena mba misy antony ilàna an'io veuh fa sady lafo en plus!:roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i vale ny 22/04/2006 15:03
petsambava
(
10/04/2006 17:16)
aiza moa no tsy hisy ny accidents e!!!
hita @ gazety androany(10 avril 2006) fa nisy loza tany @ làlana ho any diégo ka ohatran'zao ve no atao TSY MAHAGAGA!!!:?::?:
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-10.jpg
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:54
kala
(
10/04/2006 14:10)
efa nahita belge mamo ve nareo?
Efa amin'ny dimy maraina, belge iray ndeha hody any an-tranony refa avy nisotro toaka niaraka tamin'ny namany : mamo tanteraka :^)
Refa tonga teo am-baravarana razoky de niezaka hamoha ny tranony ke ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 13/04/2006 08:05
kala
(
10/04/2006 13:56)
resaky ny adala
Tafaraka reto adala roa tao anatin'ireny hôpitaly fitsaboana marary saina ireny.
Sendra nisy raoplanina nanidina teny amin'ny lanitra.
Samy faly be izy roalahy
Hoy ny iray :"raoplanina'ny filoh...
tohiny
novalian'i bellla ny 09/05/2006 13:11
