Diniho kely anie!

1. little ( 12/04/2006 06:01)
Saliii doly an!
Nareo ve reto tsy mba nandinika fa avy amin'ny teny gasy daholo ny teny vahiny maro na mivantana na amin'ny ara-kevitra?
Sombiny: Avion zao dia avy @ malagasy hoe Avo iny an!
ny Safari ndray Sa efa ary? jereo lay hevitra anie e! manenjika biby mantsy ny safari ka mifanontany rehefa tsy hita izay misy azy.
Maro e! Afaka mahita koa ianareo fa mahereza mikaroka anie e!
novalian'i pissoa ny 14/04/2006 07:52
2. Ragadona ( 12/04/2006 06:12)
Tsara le kilalaon teny ka
3. diamondra27 ( 12/04/2006 06:16)
:-D:-D

SFR:elle sait faire, kay azafady fa diso hay moa oe: avy @teny gasy le izy
4. Ragadona ( 12/04/2006 06:18)
Mety io ry diam a, avadiho teny gasy fotsiny
SFR : Sempotry ny Fanaovana Raharaha(?)
5. little ( 12/04/2006 06:22)
Na ko nge hoe Soa Fa Re e!Tsy telefonina moa io?
Na ny tsotra aza nge e! oh: toi zao de Toa nilatsaham-baratra aho. Tsy nety kely iny kle
Eny e! tadiavo ao fa hitanareo e!
6. mamzelkely ( 12/04/2006 06:29)
kalou njay haka inspiraka zah klé sarotra zany :@8)
7. lapino ( 12/04/2006 07:21)
Zedemô lety e! :-D:-D:-D

tômôbil: toa miblila?
telephone: ty le eo foana :)
saucisse: asio sisika
whisky: hisy "kiii!"

Misy lasa teny gasy ofisialy ary ny ohatra an'izany
internet: aterineto
e-mail: imailaka
qualité: kalitao ...

Fa ôtran'ny efa nahita koa za hoe: vélo :wink::lol::lol:
8. little ( 12/04/2006 07:32)
Ka le izy nge lesy teny gasy no voalohany e! fa tsy hoe ho lasa teny gasy ofisialy avy eo e!
Fa tsika no tsy mba mampiasa azy de ohatran'ny hoe ry zareo vazaha no tena mahay mamorona nefa tenin-tsika le izy e!
9. Fiffi ( 12/04/2006 07:39)
tena tsy maharaka :-D:-D:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 12/04/2006 08:06)
tô ts ampy le iray ihany fa atao maromaro izy ty aa :@:@:@
11. pissoa ( 12/04/2006 08:26)
hariko eo = haricot :roll::roll:
12. pissoa ( 12/04/2006 08:42)
Henjam-be -> enjambé
Tsara -> Tsar
Lavaka -> (phénomène de) lavakisation

:roll::roll:
13. Ragadona ( 12/04/2006 08:49)
fa maninona ary no ireo teny ireo no tonga ao an tsain i pissoa voalohany : henjam-be, tsara, lavaka
14. pissoa ( 12/04/2006 09:03)
fa maninona ary no izany fanontaniana izany no tonga tao an-tsain'i Ragadona
15. nikopol ( 12/04/2006 09:53)
ragadona hihihi ;
pissoa maninn kitony ireo teny ireo no tao antsainao :
ohatrany azo ampirahana mantsy izy ireo :lol:
16. kala ( 12/04/2006 10:25)
8) pissoa > milay kambo =D=D=D

zà toa tsy mahay klé

penina = pen

Sao Diso Fonenana = SDF :evil::twisted:





17. mamzelkely ( 12/04/2006 10:46)
de mbola mitohy fôna ny :@:@:@:@ satri zay ts mahita mitry k'ty :cry::^)
18. Fiffi ( 12/04/2006 11:23)
pissoa , ragadona : :-D:-D:-D:-D:-D
19. pissoa ( 12/04/2006 13:48)
Niko, inn mampivanitika an'lah :lol::lol:

kala, reo wa tssss :-*:-*

Fiffi, maninn pissoa, ragadona :roll::roll:

mazotoa (refa hihinan-kanina) -> manges tout :roll:
20. lapino ( 12/04/2006 14:32)
pissoa, ary ndry misaina an!! ragadona indray mahita!!!
:-w:-w=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2862