Diniho kely anie!
28. pissoa
(
13/04/2006 05:12)
Diam's an3 kah ... DM = :evil: :roll::roll:
Lainga kanjony e :-*:-*:-D:-D
Lainga kanjony e :-*:-*:-D:-D
29. mamzelkely
(
13/04/2006 06:24)
soa fa nanampy ahy i sasa klé :@:@:@:@
mamo zelkely= mamzelkely :°) meuty veuu
rah vô ts mety io de miverina :@:@:@:@ njay za
mamo zelkely= mamzelkely :°) meuty veuu
rah vô ts mety io de miverina :@:@:@:@ njay za
35. dadabe
(
14/04/2006 05:47)
Dad (olondehibe ) dia avy @ hoe dada , dia nasina fanatsarampeo "be"
ny hoe fasaly "dia avy @ hoe " fesse all " all=rehetra , kanefa noho ny demokrasia dia natao hoe " aly" ary ny fesse dia natao hoe "fasa"
donky lasa hoe "fasaly" mety ve ?:-w
ny hoe arimalala dia avy @hoe sipa fetsepr dia nasiana tsofoka fanatsarampeo ari sy tovona malala de nesorina le fetsepr dia lasa hoe " arimalala ":@:@
ny hoe pissoa dia avy @ teny hoe "pissez ho ahy " kiii lo0za marina:b

37. pissoa
(
14/04/2006 05:58)
Hadinoko ny namaly amin'i kala fa le dadabe maditra ity mahatezitra fotsiny :roll::roll:
kala, tsy namako intsony eo njy an :roll::-*:-*:-D:-D:-D
kala, tsy namako intsony eo njy an :roll::-*:-*:-D:-D:-D
40. pissoa
(
14/04/2006 07:52)
Ka raha miteniteny foana ohatran'i bedada anie izany teneniko izany e :-*:-*