volombava indray ary e!

1. jentilisa ( 11/04/2006 05:55)
Taorian'iny resaka silipo fotsy iny ary diaity indray mba misy fanontaniana ho anareo vehivavy indray! maninona ho'ho ianareo no tsy tia volombava mihitsy e! izaho anefa tena tiako mihitsy io manao volombava io.
novalian'i pissoa ny 18/04/2006 13:24
2. ari.malala ( 11/04/2006 06:19)
manindrotsindrona ohatran'ny lain-tsaosety reny volombava ireny sady ôtran'ny ol voretra b zany le ol misy volombava reny ka! za alo ts tia mints e!
3. mamzelkely ( 11/04/2006 06:38)
euhhh za ra le misavovon beuu reny ts de tiko fa rams-ko kosa aloh misy volom-bava fa le style kely reny de tiko ee miankina :°)
4. ikalakintina ( 11/04/2006 07:16)
ra le style kely tsaratsara reny de tsy manino, fa ra le refa miinambary de mijanona eo le vongambary kely ohatry ny makamo be......brk
5. Fiffi ( 11/04/2006 07:23)
le hifanoroka @ io aloha tena tsy lasa kosa eh! :-D:-D mbola tsy nanandrana aloha zah fa azoko an-heritreritra ilay izy. dia lasa ny hreritreritro hoe raha isakin'ny mihinan-kanina ka misy milatsaka kely eo na misotro zavatra dia le fafana fotsiny avy eo ve tsy hisy fofona ? berkk :-D:-D:-D sady koa raha mifanoroka @ io ve tsy hangidihidy ny vava klé ? :-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 11/04/2006 07:38)
ikalakintina =)) de asaina esoriny ky refa misy adino eo am le volom-bava aa =))
7. Fiffi ( 11/04/2006 08:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. andry08 ( 11/04/2006 10:52)
Koa maninona io raha raser-na fa tsy avela eo!
9. mamzelkely ( 11/04/2006 11:07)
k le izy angeh ry andry08 tsara ra misy style genre craig david eee
10. ari.malala ( 11/04/2006 12:49)
aleo ihany la madio tsara ka! manindrontsindrona ohatran'ny lain-tsaosety wa!
11. Herimiafina ( 11/04/2006 15:01)
Ahan :@:@ Ny itiavako volombava dia satria iny mahasolo mosoara sy serviete de tabla! ahan :@:@
12. pissoa ( 11/04/2006 15:06)
Dain kou, grrrrrr
=))=))
13. kala ( 12/04/2006 04:45)
ari > leo volom-bava ka tsy te-hiherika lain-tsaosety an!:-* :wink:

tena tsy masaka aloha le volom-bava na inon style na inon fivoakany ê!8)8)8)

aleo le bien rasé iny mbô ohatry tena revireviko ka! :*:*:*:*:* hoan'izay tsy misy volom-bava

HM > manondrana ndray an!:twisted::evil::twisted:
ajanony hoa le:@ fa mamp:evil:
14. pissoa ( 12/04/2006 05:13)
Aza tonga de omen'i kala tsiny kousa i Herimiafina fa mety tsy mahakarakara azy anie le vadiny e :°);-)
15. mamzelkely ( 12/04/2006 05:42)
HM =))=)) franchement t'es.... aleo ts tohizako :-D:-D

kala aa milay kosa njainjay le volom-bava ee le misy style kely manodidina ny vava le manify kely reny, za kosa aloh tiko beuu ny an rams-ko eee bogosy kely izy am le izy fa izy ts genre ben laden aaa=))=))
16. pissoa ( 12/04/2006 13:50)
Mzesta indray ry zelkely fa manana rams bogosy kle :-w:-w:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 12/04/2006 14:18)
ouajayyyyyy sô de apisehoako anjy ny sariny :°):-D:-D sady zay aa :*:*:*:* be mitry =))=))
18. pissoa ( 12/04/2006 14:26)
Aleo tsia fa sao dia lasa (l)(l) be sy mampirafy eo zah :-D:-D:-D
19. jentilisa ( 12/04/2006 14:32)
Io ary ange ilay nolazaiko hoe tsy tianareo mihitsy ny lehilahy misy volombava e! tena nihafy fotsiniy izany ny vehivavy talohan'ny taonjato faharoapolo an!
20. mamzelkely ( 12/04/2006 14:46)
tr manin anie ky ry pissoa fa trisy hono ny todim-pitia ko :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1103