volombava indray ary e!
42. pissoa
(
13/04/2006 12:45)
ari ... indry kou otran'ny vaovao amin'io :?:?
Ity mamzel ity raha hizesta :{:{:{:{:{:-D:-D:-D
Ity mamzel ity raha hizesta :{:{:{:{:{:-D:-D:-D
43. kala
(
13/04/2006 12:46)
beurk:evil:
ari > aleo ihany hoa le madio. namako njy amin'izay..fa tsy asehoko anjy nenà sao :oops::oops::oops:
zà tsy saro-piaro aloha fa ndry ndray no te hiaro eo :-*:-*:-*:-*
ari > aleo ihany hoa le madio. namako njy amin'izay..fa tsy asehoko anjy nenà sao :oops::oops::oops:
zà tsy saro-piaro aloha fa ndry ndray no te hiaro eo :-*:-*:-*:-*
44. ari.malala
(
13/04/2006 13:03)
pissoa, zesta retsy tsy vidina fa mba manaova koa a :-D:-D:-D
kala, za aky ts tia maka no ts miaro fa tazony tsra ny anjy a :-D:-*:-*:-*
kala, za aky ts tia maka no ts miaro fa tazony tsra ny anjy a :-D:-*:-*:-*
45. pissoa
(
13/04/2006 13:11)
Kou papa sy dadabe tsy mandeha aty ka hizesta ahoana :roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D
47. ari.malala
(
13/04/2006 13:40)
fa nen'i pissoa zany papa sy bedada no tena mampizesta anazy ra zany?:roll::roll:
48. Herimiafina
(
13/04/2006 13:42)
Tratrako ihany kala ari ny farany klé.
ari.malala, tsy ankihetsika klou njy :*:*
ari.malala, tsy ankihetsika klou njy :*:*
49. mamzelkely
(
13/04/2006 13:48)
pissoa kalou fa lazaiko izy handalo any de amizay njy afaka mizesta:-D:-D
51. kala
(
14/04/2006 04:53)
ari > mbô te hanoratra fotsiny zà fa manjary tsy hitanjy hoe nandalo kala=))=))=))=))=))=))=))=))
avia :-* fa siora aho fa tsy misy volo ny tarehinjy an!:twisted::twisted:
avia :-* fa siora aho fa tsy misy volo ny tarehinjy an!:twisted::twisted:
53. ari.malala
(
14/04/2006 06:32)
Herimiafina, eo aza e :*:*:*:*
Kala, hay v ky a :-D:-D:-D neveriko aza fa matahotra indry hoe alaiko izy, ountssssss! io i Herimiafina efa nanenjika ana hatraiza io ndray zao no hokolokoloina ;)de etsy :-*:-*:-*:-* fa za tsisy volombava kaaaaaa tsika ndray vevavy ve d hisy anzay!
Jentilisa tsy haiko, mety hoe ts manampidiny ngamba ny vadindry zareo kaaaa, asa nefa.....

54. pissoa
(
14/04/2006 14:34)
Hihihi, tsisy hafatra ho anah izy izany fa HM sy Jentl sy kala irery :roll::roll::-D:-D:-D
57. kala
(
18/04/2006 05:57)
pissoa > nenà ndray na tsisy hafatra aza de misisika eo manoratra ihany kà!:-*:-*:-*:-*
sady zà somary mince kely de na toerana kely aza de tafiditra zà :wink:
sady zà somary mince kely de na toerana kely aza de tafiditra zà :wink: