volombava indray ary e!

21. lapino ( 12/04/2006 14:52)
jentilisa:

Taorian'iny resaka silipo fotsy iny ary diaity indray mba misy fanontaniana ho anareo vehivavy indray! maninona ho'ho ianareo no tsy tia volombava mihitsy e! izaho anefa tena tiako mihitsy io manao volombava io.

Tsy ny jiosy ve no mpanao volombava e? :-D:-D:-D:-D:-D

22. mamzelkely ( 12/04/2006 15:04)
lapino aa ben laden ko misy ka :°):-D:-D
23. lapino ( 12/04/2006 15:10)
Hay tsy ny jiosy ihany kay fa misy jentilisa koa ka! :°):°)
24. mamzelkely ( 12/04/2006 15:13)
=))=))
25. pissoa ( 12/04/2006 17:24)
lapino =))=))

mamzelkely:
tr manin anie ky ry pissoa fa trisy hono ny todim-pitia ko
i papa ve zany alou sa hafa e :roll::roll::-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 12/04/2006 20:12)
Favy ry reto ny volombava an! favy tena favy, tsy misy ohatran'iny! ahan :@
27. lapino ( 12/04/2006 20:50)
Na mbava na tsy mbava, raha vao volo mihitsy dia favy e :)
28. Herimiafina ( 12/04/2006 20:55)
sirtout refa misy azo lôlôvina, ahan :@
29. lapino ( 12/04/2006 23:00)
Ankoatra an'izay efa filôlô :)
30. sasa ( 13/04/2006 03:32)
=))=))=))=))=)) kay tsy lasa le misy volom-bava klé, za aloha tsy tia e! raha le mba style kely ka tsara ireny d mety tsy maninoan fa raha le mangona vonga-bary kosa tena tsy tiako, soa ihany ny rams-ko fa tsy misy volombava izany :-D:-D:-D:-D
31. pissoa ( 13/04/2006 05:17)
Herimiafina sy lapino :-D:-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 13/04/2006 06:29)
pissoa:

i papa ve zany alou sa hafa e :roll::roll::-D:-D:-D



papa ngah no tinjy alaivo ee tr bleme mitry ra manaiky izy :-D:-D:-D

33. kala ( 13/04/2006 06:55)
pissoa > ka ny ol koa ange refa misidisidina lava de mankafy zvt hafa foana ê! heveriny fa izy koa no misidina :twisted:

mamzel > tena aza aseho marina sao babo eto zà ka:oops::oops::oops::oops: nefa tsy manino ndray fa asaivo jeren'i pissoa de efa 8)

lapino > nan!nan!nan!aleo le tsy misy ka :wink:

na misy nefa na tsisy ngah koa moa azo lôlôvin eto ê!:evil:
34. lapino ( 13/04/2006 07:16)
kala, aiza no tsy azo lôlôvina le? Raha tsy misy volo ange manjary hilalao molotra indray zany e! :roll:
35. mamzelkely ( 13/04/2006 07:46)
kala aleo tampoka ts aseho sô de tara eo dôly nareo de very zah klé ty ee:? :-D:-D
36. pissoa ( 13/04/2006 08:01)
kala, andray :-D:-D:-D:-D

Hihihi, papa aza akia ry zelkely toa tsy hita intsony indray kou :snif::snif:

Mipitsapitsa kely i lapino fa maninn :roll::roll::-D:-D:-D
37. mamzelkely ( 13/04/2006 08:24)
ieuu asa lasa aiza toko izy zay :roll::-D:-D
38. ari.malala ( 13/04/2006 11:01)
pissoa, ts zany ky fa refa le mamofy sosety iny d manindrona iny lainy iny a, d ôtran'iny ko refa manoroka ol misy volombava, tena aleo ihany le madio tsra ny tare fa ts lasa le misy volombava kle!

papa v? niarananjavona t@ bedada ndray lery
39. mamzelkely ( 13/04/2006 11:50)
eisss de nakaty amiko ko zany izy :-D:-D
40. Herimiafina ( 13/04/2006 12:24)
Dia niraraka nanaraka ny Somotra ny diloilo nosotroiny, hehehehehe=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0733