efa nahita belge mamo ve nareo?

1. kala ( 10/04/2006 14:10)
Efa amin'ny dimy maraina, belge iray ndeha hody any an-tranony refa avy nisotro toaka niaraka tamin'ny namany : mamo tanteraka :^)
Refa tonga teo am-baravarana razoky de niezaka hamoha ny tranony ke ehe! tsy nety tafiditra ralakilé.
Hany heriny nalainy ilay famafana tongotra teo am-baravarana de nitsotra razoky hatory.:roll:
Tonga ny t@ 8ora, injao ny vadin-drazoky mamoha trano fa handeha hiasa madama..
Teo ka teo tsy nety nivoha ny trano fa misy ilay lakilén-drazoky tavela teo.
Nanomboka niantsoantso ramatoa :
Alex, Alex fantatro ange fa enao ao ê! fa vohay ty8O

Razoky mbola dizina :"iza? iza zao?"
- zà ihany ê! Gertrude vadinao
- enao aza manelingelina anà matory fa ndehana enao miverina any @'izay natorianao tany. Vehivavy tsy vanona, mpiala mandry......

répondu par pissoa le 13/04/2006 08:05
2. pissoa ( 10/04/2006 14:21)
Nareo vehivavy itony wa tsssss :roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. fasaly ( 10/04/2006 14:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. diamondra27 ( 10/04/2006 14:33)
:lol::lol:
maninon injay zahay vhv akia ry pissoa
5. pissoa ( 10/04/2006 15:21)
Hihihi, mpiala mandry ony kou :roll::roll::-D:-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 10/04/2006 15:37)
Ahummm Ahummm :-w:-w
Azo etudier-na eto ny momba an'izany lakilé tsy mety tafiditra amin'ilay lavaka izany an!
Hita fa any frantsa no mbola manao io karazana serrure sy lakilé io fa any Belgique efa plutôt vachette ny hidintrano. Voamarina izany satria misy ilay famafana tongotra mipetraka eo amin,ilay varavarana izay midika fa trano moderna io trano io, donky vachette no serrure-ny!
Par consequent: any Frantsa io tantara io no mitranha. :-w:-w
hehehehe=))=))
7. pissoa ( 10/04/2006 15:40)
:{:{:{:{:{
8. sasa ( 11/04/2006 03:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
HM malahelo belge indray an :-D
9. watafon ( 11/04/2006 05:10)
:-D:-D:-D
HM:lalina loatra le fandinihan'là !!:-D
10. mamzelkely ( 11/04/2006 05:40)
kala =D=D milay beuu =))

Hm =))=)) scientifikment ve io eeee :-w =))
11. ari.malala ( 11/04/2006 13:00)
fa i HM v metisy belge e! tô miaro belge fôna fôna!
12. pissoa ( 11/04/2006 14:19)
:-D:-D:-D
13. watafon ( 12/04/2006 04:53)
ari. possibla mitsy akia an ! :-D:-D:-D
14. kala ( 12/04/2006 05:02)
HM > :roll::roll::roll: sao de heverinao fa tena lay vhv koa ary no niala mandry klé

sasa > zà aza mba gaga kou:o:o:o

wata > zà tsy hinamana amin'ileio tsony fa tssss:twisted: le izy :@:@ koa ange de lasa mandinika be loatra izy ê!:-D:-D:-D:-D
HM > hatramin'ny vitsika mifanoroka koa angamba mbola hodihininao ve:?:=))=))=))=))=))=))
15. pissoa ( 12/04/2006 05:18)
Siora ve i kala fa tsy mbola nodinihin'i Herimiafina izany :-D:-D:-D Mbola tsy notantarainy fotsiny kah :roll::roll:
16. kala ( 12/04/2006 10:36)
pissoa > kou tsy ho resabe raha tohizany eto f'aleo aza mieritreritra an'ilery hoe dizina de tsy tafody ka:lol::lol::wink:
17. pissoa ( 12/04/2006 13:51)
:-D:-D:-D
18. sasa ( 13/04/2006 03:36)
:-D:-D:-D:-D:-D kala mety ny kely noho ny vitsika nifanoroka aza efa nodinihtan'lery koa :-D:-D:-D
19. kala ( 13/04/2006 07:11)
sasa > in ohatra:wink: :-* nenjy fa tsss

HM > f'angaha mbola ilaozanao mandinika serrure any foana :*
20. pissoa ( 13/04/2006 08:05)
Herimiafina an, misy mitady moa ndroky e :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652