resaky ny adala

1. kala ( 10/04/2006 13:56)
Tafaraka reto adala roa tao anatin'ireny hôpitaly fitsaboana marary saina ireny.

Sendra nisy raoplanina nanidina teny amin'ny lanitra.
Samy faly be izy roalahy
Hoy ny iray :"raoplanina'ny filoham-pirene na iny fa avy de fantatro"
namaly ny ankilany "ialahy ity tena adala ka! raha tena raoplanin'ny filoha leisy in de nisy le ppolisy mitondra bemôtô reny nisava lalana"
....
novalian'i bellla ny 09/05/2006 13:11
2. fasaly ( 10/04/2006 14:01)
:-D:-D
3. diamondra27 ( 10/04/2006 14:35)
:-D:-D:-D:-

4. Herimiafina ( 10/04/2006 15:38)
Tsy bemoto kah, F118 iray dia F16 roa dia F18 roa.
Jereo ny ecorte-ny Air Force One! Ahan :@:@
5. fasaly ( 10/04/2006 16:26)
izay manadàla ny adàla no adala an!:°):°):°);-)
6. vale ( 10/04/2006 19:23)
:-D:-D:-D
7. sasa ( 11/04/2006 03:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. watafon ( 11/04/2006 05:11)
fasaly! d iza zany ?:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 11/04/2006 05:43)
=))=))
Hm diso misaina lôtsa enao ty ka marina mo :-D:-D
10. diamondra27 ( 11/04/2006 07:25)
HM: izany anie oa e, surtout aty france refa akaiky iny ny 14 juillet no ireny vao mivaoka doly ry zalahy na bemoto na ny migy sy ny troupe-ny:D F118/F16/F18 etc...
11. pissoa ( 11/04/2006 14:21)
kala :-D:-D:-D:-D
12. kala ( 12/04/2006 05:18)
HM > :twisted::evil: enao ty â!marary hatoka eo fa ataovy tsara :-$:-$:-$
le izay ange resak'adala de ndehana valio any aminy any :roll::roll::roll::roll:

13. pissoa ( 12/04/2006 05:27)
Herimiafina :evil::evil::evil: elah raha mbola migafy ny hatsikanan'i zokinay eo :roll::roll:

kala :-*:-*:-D:-D:-D
14. mamzelkely ( 12/04/2006 05:54)
aza bedesinareo fôna kosa HM eee mbô mandinika anie izy ee =)) fa saingy we mandinika be lôtra njay =))=))
15. kala ( 12/04/2006 10:41)
mamzel > tsy omenay pop corn ndry fa miaro an'i HM - laingako zany fa :-* :-* :-* daholo nareo

pissoa > mikisaha kely aloha fa zà =))=))=))=))=))=))
16. pissoa ( 12/04/2006 13:54)
Hihihi, memezan'kala indray zah =))=))=))=))
17. mamzelkely ( 12/04/2006 15:12)
:( tr mahazo pop corn veuu zah :( ôka aza ee :-D:-D:-*:-*
18. sasa ( 13/04/2006 03:38)
:-D:-D:-D:-D mamzelkely i HM kosa akia diso mandinika loatra klé :-D
19. pissoa ( 13/04/2006 05:22)
:roll::roll::roll:
20. mamzelkely ( 13/04/2006 06:33)
sasa aleo izy mba handinika de misy apenarina anay mpianany ko ahan :@:@:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.085