Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bellla, milahatra araka ny daty
bellla ( 04/11/2011 19:12)
Recuperer doc
bjr doly tratran`ny virus ny ordiko ry reto nefa misy horonantsary n`olona mbola tsy nivoaka le izy. (Win XP) d tena tsy azo niasana mitsy d voatery ni-instalevako Win7, azo iasana izy ary mbola ao l... tohiny
novalian'i heirzo ny 08/02/2012 13:45
bellla ( 24/10/2011 18:18)
tache
bjr, misy cousineko zay ry reto sahirana be fa misy tache maintimainty amin`ny feny d za tsy mahay ny creme tokony hatao amle izy ka sao de mba misy mahafantatra. efa nasiny GG, fa tsy mety. izy tsy m... tohiny
novalian'i hasi4 ny 19/05/2013 13:33
bellla ( 12/10/2011 09:54)
au secour
Akory aby, mba mila fanampiana aminareo namana re,fa tsy haiko ny mizara ny disque dur-ko fa metetika izy no voan`ny virus d formatena d maty any daoly ny asako. 320G ny Disqko d mba tiko ho zaraina r... tohiny
novalian'i hery ny 12/10/2011 14:15
bellla ( 31/05/2006 18:32)
saonjo
Sao de misy mahay le fandrahoana saonjo afangaro amin'ny coco ky nareo? Mba atoroy zah. de rah misy fandrahoana saonjo tsara hafa iany koa, ankoatra le iz atao laoka reny. misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 05/07/2006 20:25
bellla ( 30/05/2006 15:37)
help
Manaôna daholy Azafady re ry reto mba atoroy anah ny fandefasana sary any amin'ny www.effection.org io fa tsy haiko. Tsy mahita soratra envoye ph. mitsy aho na pièce jointe. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:38
bellla ( 08/05/2006 15:25)
Marina ve fa....
Marina ve fa ny lhl hono raha tsy misotro toaka dia mifoka refa tsy ireo indray de tsy andalovan'ny vehivavy (zany hoe tea ampela)?... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:55
bellla ( 19/04/2006 19:47)
ty lehilahy saro-kenatra e!
Mba inona retsy ny atao an'ireny lehilahy saro-kenatra ireny. Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany, dia tsy tia ve?? Nefa de tena tia ihany lery... tohiny
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0249