saonjo

1. bellla ( 31/05/2006 18:32)
Sao de misy mahay le fandrahoana saonjo afangaro amin'ny coco ky nareo? Mba atoroy zah.
de rah misy fandrahoana saonjo tsara hafa iany koa, ankoatra le iz atao laoka reny.
misaotra
novalian'i vale ny 05/07/2006 20:25
2. Fiffi ( 31/05/2006 19:15)
bellla: ny ahy aloha ny fanaovako azy an! de voasana ny saonjo , de kobanina , de atao anaty vilany de hasiana siramany , de asiako ronono , de :miam::miam:
de 10mn fotsiny de masaka de mazoto homana an!
3. cutie ( 31/05/2006 22:12)
mbola tsy nandramako ndray le saonjo sy coco, fa vomanga sy coco no efa nandramko.
4. Fiffi ( 01/06/2006 02:51)
mbola tsy nanandrana natao aloka koa aloha zah an!
5. miantra ( 01/06/2006 07:09)
Ny ahy ny fanaovako azy ohatran'io fanaon'i FIffi io fa ny ronono no nosoloiko lait de coco ilayamin'ny ôîte na brique ireny , tsy misy ilay fikikisana coco ohatran'ny any tanana aty dia izay aloha ny hitako sao mba mety amin'ny ilan'ny Bella azy ihany.
Mazotoa e!!

6. bozimanga ( 01/06/2006 08:40)
Andrahoina ho masaka ny saonjo . dia kikisina @ ambozy (ilay fikikisana coco iny) ny coco;arotsaka ao anaty rano mafana 1/2l na 1l ny kikina coco dia fiazina hiala ny faikany ;dia ny saonjo efa ho masaka dia alefa ao ny ranona coco dia haroharoina pendant 10mn eo ambony afo malefaka.
(asiana sira indray mitsongo mba tsyhahamonamonaina )
asiana siramamy izay tiana .zay no haiko ka dia mazotoa homana eh!

rmk: raha efa tany @ province ianao dia misy ilay antsoin-dry zareo hoe DRIFO efa natokana hanivanana coco voakiky hanalana ny faikany.
7. majakely ( 01/06/2006 08:49)
bozimanga raha didina en petits dès ve le saonjo de mety??,,le hikiky azy otrn tsy laitra ,,hihihi...:°)
8. Fiffi ( 01/06/2006 09:28)
:-D:-D:-D
9. bellla ( 01/06/2006 19:49)
Fiffi:

bellla: ny ahy aloha ny fanaovako azy an! de voasana ny saonjo , de kobanina , de atao anaty vilany de hasiana siramany , de asiako ronono , de :miam::miam:
de 10mn fotsiny de masaka de mazoto homana an!



msaotra ky a!
rampitso iany de handramako.
:-*
10. bellla ( 01/06/2006 19:58)
bozimanga:

Andrahoina ho masaka ny saonjo . dia kikisina @ ambozy (ilay fikikisana coco iny) ny coco;arotsaka ao anaty rano mafana 1/2l na 1l ny kikina coco dia fiazina hiala ny faikany ;dia ny saonjo efa ho masaka dia alefa ao ny ranona coco dia haroharoina pendant 10mn eo ambony afo malefaka.
(asiana sira indray mitsongo mba tsyhahamonamonaina )
asiana siramamy izay tiana .zay no haiko ka dia mazotoa homana eh!




raha azoko tsara zany ky de tetehina madinika le saonjo fa tsy atao le ngeza reny? ami zay mety mifangaro tsara ô!


11. Fiffi ( 02/06/2006 05:29)
bellla: de nanao ahoana izy tao akia ?
12. bellla ( 02/06/2006 15:08)
de tena tsy nifankahita ky ny iray trano a! tsara mitsy. Saika ho nanaterako njy fa tsy mety alefa eto ami serasera le iz. ohmmmmmmmmmmmmmmm; tsara mitsy.
Soa iany fa nisy an\'ity serasera ity.
Misaotra e!
13. Fiffi ( 04/06/2006 03:53)
14. nenipita ( 04/06/2006 05:35)
ary mba aona akia ilay saonjo frite. Ampianaro akia za ze mahay a
15. Fiffi ( 04/06/2006 06:27)
nenipita: tetehina tahakan'ny ovy hiany de hasiana lafarinina satria raha vao masaka de mety hipasaka be avy hatrany.
Ny farine no mitana azy tsy hipasaka , tahakan'ny manendy trondro hiany . Handramo ange eh!
16. bellla ( 04/06/2006 16:01)
mazto ky nenipita.
17. vale ( 04/06/2006 22:20)
Fiffi:

nenipita: tetehina tahakan'ny ovy hiany de hasiana lafarinina satria raha vao masaka de mety hipasaka be avy hatrany.
Ny farine no mitana azy tsy hipasaka , tahakan'ny manendy trondro hiany . Handramo ange eh!
mmmmmmm,:miam::miam::miam:
be koa izany annnn!:)

18. nenipita ( 06/06/2006 12:59)
msotyra aky Fiffi a! bisous kely
19. Fiffi ( 08/06/2006 12:22)
nenipita: :) :-*:-* nety ve aloha ?
20. boubounezy ( 30/06/2006 13:17)
tena tsy itako ty dinika ty ry bella fa ra tsy zany efa nomeko anjy ny ré7, zao an! andraoy ny hena omby efa misy sira sy poivre ataovy somary ngéza ny tetika, dé avélao ho masaka misy azo tsakona fa tsy malemy bé aza atao ritra fa avelao mbola isy rouny, masaka ny hena dé andraoy ny sônjo zay efa vôvofy sy vosasa, tsy tena masaka be kou, dé afangaroy ny hena efa masaka sy ny sonjo tsy tena masaka dé asio ronono 1/2l sy lait de coco 1bt dé avelao hiketrika 15mn dé mazoto @ zay njy azonjy asina sauce vôtabia sy tongolo ra zay ny tinjy fa ny anah alou lé tsisy no tiko e! azo atao kou io fahanjo io @ poisson lé nofosana tsara reny:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6398