Marina ve fa....

1. bellla ( 08/05/2006 15:25)
Marina ve fa ny lhl hono raha tsy misotro toaka dia mifoka refa tsy ireo indray de tsy andalovan'ny vehivavy (zany hoe tea ampela)?
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:55
2. Fiffi ( 08/05/2006 15:41)
:roll: bella: zany ve akia de ho marina ? bdb kosa ny lhl sady tsy misotro taoka no tsy mifoka an! fa de aleo aloha ny lhl hamaly .
3. fasaly ( 08/05/2006 16:12)
bella: ié tena mairna mahintsy zany ka! azo trapain-tanana mahintsy io. raha titia toaka sy sigara de tsy de manana hery lotsa am vevavy fa raha tsy misotro tsy mifoka de tena tia vavy beuh!:wink:
4. mbaliana ( 08/05/2006 17:12)
ny ahy ny fahitako azy dia izao matoa tia misotro be na mifoka sigara be le lhl dia satria tsy satisfaits ry zareo amin'ny vies sexuelles-ny ...
5. bellla ( 08/05/2006 17:54)
Fiffi:

:roll: bella: zany ve akia de ho marina ? bdb kosa ny lhl sady tsy misotro taoka no tsy mifoka an! fa de aleo aloha ny lhl hamaly .



tsy ireo rou reo ihany nge ky fiffi fa refa tsy manao an'ireo an de tia vhv beu hono.
6. sylvain ( 08/05/2006 17:59)
Ka tsy faly ve nareo vhv raha tiany lhl b é!sa ahoana!:lol:
7. fasaly ( 08/05/2006 18:02)
sylvain: hafa mintry ange ny hevtir'io teny hoe tia vevavy beuh io e! fa tsy hoe tia tia akory:wink: tia hena zany e!ouppps ka zay no fiten amzao kou:-D:-D:-D
8. fasaly ( 08/05/2006 18:03)
mbaliana: try marina kosa zany e! tena tsy izay ka!:wink: biz klou toi an! zay vao hitako après ny RNS:°):-*
9. Fiffi ( 08/05/2006 18:42)
bella: tsy naharaka indray zah zany an! :-D:-D:-D:-D
10. vale ( 08/05/2006 19:24)
bellla: efa mpaheno an'io kou zah fa ohatry ny marina aky le izy rah ny lhl fantatro(namana,copains, cousins, sns) no dinihako à!fa mila confirmation avy @ lhl ihany kalou satria ry zareo no tena mahalala bebe kokoa an'le izy!:wink:
11. bellla ( 08/05/2006 19:28)
Vao sambanjy alou zay Fiffy e! :-* njiko.:)
De ahoana ny hfahitavanjiko an'io??
12. ikalakintina ( 08/05/2006 20:08)
za ko reto efa naheno anio foana a!, fa ity misy koa anie le oe sad y tia migoka no tia mifoka no mbola tia mijangajnag ndray e!, tsy oe tsy ampy vie sexuelle fa asa a!, fa za reto mahafantatra ol maromaro tsy mpiondana toka sy sigara fa zany tia amela a!, gaingy be!
13. Fiffi ( 09/05/2006 05:13)
bella: heu.... tena tsy aiko akia an! fa ity zao no aiko de ataoko @ ndry ! :-*:-*:-* :)
14. mamzelkely ( 09/05/2006 07:24)
zah miteny we ts vôtery zah mahalala lhl sady ts mifoka ts migoka no ts adalam-behivavy fa par contre izy tena accro be am jeu video :-D:-D
15. poupousa ( 09/05/2006 07:32)
za njay mahita fa ny kofa misotro sy mifoka de vao maika mirevy joba(lasa sahisahy be) be fa tsy voatery hoe zay tsy manao an'ireo ihany
16. vale ( 09/05/2006 08:36)
poupousa> loza rah izany ktyyy! ao daholo izy 3mitambatra! ny aza mba tratran'izany fa :?:?:-D:-D:-D
17. dinamo ( 09/05/2006 08:39)
za io lazain mamzelkely io ambony io k'ty
18. vegas ( 09/05/2006 08:47)
Tsy vôtery vevavy no tiny ka. Misy lehilahy sady tsy tia tôka no tsy mifoka sigara, sady tsy de tia vehivavy. Fa inona hoy nareo no tiny? Fenarana sy asa. Ao de adino ao de bye bye la jeunesse.
Antitra vao hoe maty aho mama fa be ny tanora lol.
19. apache ( 09/05/2006 08:57)
Betsaka anie ny joba mirevy kofa misotro sy mifoka e!(fa tsy le kofa alkolika chronique ireny an).
20. ikalakintina ( 09/05/2006 09:16)
8O8O8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689