Marina ve fa....
21. pika
(
09/05/2006 10:39)
zarako aza ianao sambantsambatra iny hoy i samoela.....
ny lhl dia tsy maintsy misy zavatra iray misarika azy bebe kokoa mety tsy ho toaka, na sigara fa mety ho loka na mozika sns oh fa raha tsy misy hitanao dia mba mailomailo ihany e fa mety ho manafi......

22. ari.malala
(
09/05/2006 11:07)
misy lhl sady tia toaka no tia sigara no tia vevavy ka! de mbola misy ko tia loka!!!
24. bellla
(
09/05/2006 13:01)
poupousa:
za njay mahita fa ny kofa misotro sy mifoka de vao maika mirevy joba(lasa sahisahy be) be fa tsy voatery hoe zay tsy manao an'ireo ihany
de mbola misy ilana azy ve ky zany ry poupousa?:roll:
25. sylvain
(
09/05/2006 13:04)
Ary ianareo vhv aloha mba ahoana é,ny akamaroanareo mantsy sady tsy mifoka no tsy misotro,d mety ho tia lhl b ve?
27. kinaoly
(
09/05/2006 16:16)
sylv> kefa we resadhl less ny ato a,ataovy any @ resabevavy zany =))
28. mbaliana
(
09/05/2006 16:18)
fasaly bizz koa njy e,...
fa inona ary no mahatonga ny lhl hi exagerer refa mifoka na misotro eee...
fa inona ary no mahatonga ny lhl hi exagerer refa mifoka na misotro eee...
31. mamzelkely
(
10/05/2006 10:39)
sylvain zah klou zao tia lhl bdb eee : papanay , zokinay, sipako, cousin, namako lhl bdb :°):-D:-D:-D
32. zazakely
(
10/05/2006 10:48)
io ndray dia tsisy an'izany fa rehefa misotro na tsy dia rehefa atao milay dia milay ,fa ity no tena tay ; ilay mifoka eo ihany rehefa vita ilay Migems;ary misotro ndray dia ohatriny heriny lay fosotroana ka 'zany lay hoe marina ve fa.....
34. Aino
(
09/06/2006 15:29)
izhao mahita lhl sady tsy mampirafy sty mifoka no tsy miloka no tsy migoka!!