Recuperer doc

1. bellla ( 04/11/2011 19:12)
bjr doly
tratran`ny virus ny ordiko ry reto nefa misy horonantsary n`olona mbola tsy nivoaka le izy. (Win XP) d tena tsy azo niasana mitsy d voatery ni-instalevako Win7, azo iasana izy ary mbola ao le film fa ny fomba hankako azy no tsy hitako mitsy. Efa niredemarena amin`ny CD Win XP fa tsy hitany mitsy le dossier. asa mba misy fomba hafa azo atao e.
Msotra
répondu par heirzo le 08/02/2012 13:45
2. hery ( 04/11/2011 20:43)
Rehefa miteny hoe ao ilay film dia ao aiza? ao anaty disque ihany ve?
Izany hoe hita ve ilay fichier fa tsy azo sokafana? Tsy azo copier-na sns?
3. bellla ( 05/11/2011 16:07)
ao anaty disque dur fa tsy hita. zany hoe any amle win xp zany, satria jereko ao am le win7 le disq dur d mis 40g efa feno. d tshitako mitsy ny fomba hakana az.
hery:

Rehefa miteny hoe ao ilay film dia ao aiza? ao anaty disque ihany ve?
Izany hoe hita ve ilay fichier fa tsy azo sokafana? Tsy azo copier-na sns?
4. heirzo ( 08/02/2012 13:45)
slt!

De efa nandramana ni-demarrer-na en mode sans echec ve le izy

mba andrao iany fa mbola mety recupérena zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3532