tache

1. bellla ( 24/10/2011 18:18)
bjr, misy cousineko zay ry reto sahirana be fa misy tache maintimainty amin`ny feny d za tsy mahay ny creme tokony hatao amle izy ka sao de mba misy mahafantatra. efa nasiny GG, fa tsy mety. izy tsy mainty sady tsy fotsy be nefa io tsy mety mitsy, efa naturel le izy fa tsy hoe holatra akory.
merci
novalian'i hasi4 ny 19/05/2013 13:33
2. sipagasy ( 26/10/2011 18:21)
fa nahoana no mitady ho esorina ilay izy e!?, ary maninona izy zaha asaina mandeha mijery dermatologue mihintsy, izay no hitako fa mety kokoa
3. bellla ( 27/10/2011 14:42)

sipagasy:

fa nahoana no mitady ho esorina ilay izy e!?, ary maninona izy zaha asaina mandeha mijery dermatologue mihintsy, izay no hitako fa mety kokoa


ka tsy tiany nge ky fa ny parti eo amin`ny feny mainty nefa izy mba fotsifotsy. hihi
ambany vohitra kou la misy azy.
4. bellla ( 27/10/2011 14:42)

sipagasy:

fa nahoana no mitady ho esorina ilay izy e!?, ary maninona izy zaha asaina mandeha mijery dermatologue mihintsy, izay no hitako fa mety kokoa


ka tsy tiany nge ky fa ny parti eo amin`ny feny mainty nefa izy mba fotsifotsy. hihi
ambany vohitra kou le misy azy.
5. bichette ( 22/12/2011 09:25)
Raha tena tache naturelle fa tsy hoe tache tonga taty aoriana dia tsy afaka amin'ny creme na zavatra otran'izany. mila mijery dermato mihitsy ka mety hoe esorina amin'ny laser na otran'izany !
6. hasi4 ( 19/05/2013 13:33)
Misy fiatrakiny @ fivelaran'ny fe rehefa milely angah ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1443