ty lehilahy saro-kenatra e!
1. bellla
(
19/04/2006 19:47)
Mba inona retsy ny atao an'ireny lehilahy saro-kenatra ireny. Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany, dia tsy tia ve?? Nefa de tena tia ihany lery.
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:01
2. Herimiafina
(
19/04/2006 19:57)
Anjekaky oo :{:{
Menatra be zah ny hamaly fa anjaso aloha takonako ny masoko. hehehehe:-D
Menatra be zah ny hamaly fa anjaso aloha takonako ny masoko. hehehehe:-D
4. bellla
(
19/04/2006 20:10)
Tena marina ange zany ry herimiafina e, de hatao hoe tsy tia ve? nefa de tia ihany lery ka.
5. Herimiafina
(
19/04/2006 20:14)
Fomba fiteny akia izany an! Mba hialana amin,ny fanararaotana sy ny tsy firaharahiana sentiment.
Raha vao miteny hoe tia anie njy de misy mihomehy mafy anay anatiny any de mampalahelo be e!
Eny e! Arakarak'ilay olona.
Amiko dia ny fotoana nomena hiainana 80taona dia fohy kely, ka aleo tenenina ihany sao hanenenana, tsy misy REPLY mantsy ny fiainana, hehehehe:-D

7. TTiana
(
20/04/2006 02:21)
ny tena maha milayan'ireny lehilahy saronkenatra ireny de tsy afaka ny hanadala vehivavy betsaka izy avantage ho an'ny vehivavy aloha izay raha mahazo de tazomy tsara de ampianaro mamoaka sentiment de mahay tsikelikely izy :-D:-D:-D:-D
8. bellla
(
20/04/2006 03:07)
Mba atoroy aky e! atao ahona no mampianatra azy. Tenenina ve izy hoe mba ataovy cheri zah? Tsy maha wen ve ky:-D
9. soanja
(
20/04/2006 03:16)
Ny soratra sy ny fihetsika koa dia ampy hamoahana tsara ny ampo sa ahoana? fa raha tsisy ireo dia mety tsy ti lery.
10. bellla
(
20/04/2006 04:10)
Ka zay indrindra anie ky no tena mah tsikaiky ami le izy e? Mba miezaka ky ny tena hoe manoratra aminy, manome fitiavana anazy nefa de toy ny olona retra ihnay no avaliny ny ttsindry dia zara fa misy bizzzz fotsiny eny ambany. Tsy azoko mihitsy:?::?::?:
De tsy ti ve ky?
De tsy ti ve ky?
11. kala
(
20/04/2006 04:42)
bella > tsy fidiny azy ireny ange ny saro-kenatra ê!:roll::roll::roll:
fa mba ny vhv ndray no miezaka mampirevy ê! sady ngah moa ny vhv de hotoloram-potsiny eo foana
mba manome sy maneho fitiavana ndray ka!:-$
andramo ange fa hiova izy reny ê!:wink:
fa mba ny vhv ndray no miezaka mampirevy ê! sady ngah moa ny vhv de hotoloram-potsiny eo foana
mba manome sy maneho fitiavana ndray ka!:-$
andramo ange fa hiova izy reny ê!:wink:
12. mamzelkely
(
20/04/2006 05:29)
zah ny conseiller-ko an bella de zao zaro izy njy no manaova premier pas fôna ataovy chéri izy refa tinjy atao chéri ny fiantso azy fa refa zatra izy de mande ho azy io zah tenaniko anjy fa au bout de 4ans de fiarahana zah vô nahavita namolaka azy mitovy cas aminjy io mits zah taloh au bout de 4ans vô nahazo an zany "je t'aime" zany tany aminy fa zaro izy ataovy fôna fa zatra ho azy izy fa zany we mila patiente kely ftsn njy :wink::-*
13. Fiffi
(
20/04/2006 07:57)
raha zah indray aloha dia ho vizana ho menatra eo ny lhl raha hiandrasako hiteny ahy an'izany an! fa dia tonga dia hataoko an! ohatra :
-Bonjour malalako
-Bisous mamy chéri
-oui mon chéri
-oui mon amour
dia handramo anie eh! fa tsy maintsy mamaly izy ny hafarany. Marina io an! fa na izany kosa aza aloha dia aza handrasana foana hoe ny lhl no tokony hiteny an'ireo an! fa maninona koa moa no tsy isika vhv no tonga dia mandroso eh ? tsy voatokana hy azy irery anie ireny an!

14. Fiffi
(
20/04/2006 08:00)
misy koa ohatra hoe fa maninona raha hasiana fiantsohina azy ? na ianao ? ohatra hoe , andao isika hifampihatso hoe "chéri" ? ny ahy aloha raha tena tiako tonga dia hataoko an! zany moa ry malalako ô ? :)
15. mamzelkely
(
20/04/2006 08:18)
eny akia fiffi chérie aaa :-*:-D non sangisangy eny ihany fa marina io vôlazan fiffi io aleo enao no manao anzany vôlou de manaraka ho azy eny izy :wink:
16. kiali
(
20/04/2006 09:25)
bellla:
Mba inona retsy ny atao an'ireny lehilahy saro-kenatra ireny. Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany, dia tsy tia ve?? Nefa de tena tia ihany lery.
cherie ohh!! tiko be enao!! zay zah tsy sarokenatra !!
17. kiali
(
20/04/2006 09:27)
Fiffi:
raha zah indray aloha dia ho vizana ho menatra eo ny lhl raha hiandrasako hiteny ahy an'izany an! fa dia tonga dia hataoko an! ohatra :
-Bonjour malalako
-Bisous mamy chéri
-oui mon chéri
-oui mon amour
dia handramo anie eh! fa tsy maintsy mamaly izy ny hafarany. Marina io an! fa na izany kosa aza aloha dia aza handrasana foana hoe ny lhl no tokony hiteny an'ireo an! fa maninona koa moa no tsy isika vhv no tonga dia mandroso eh ? tsy voatokana hy azy irery anie ireny an!
zany ny tena mahay azy! raha ba zao zao no ataon'i fiffi an'izany an!!
18. rurik
(
20/04/2006 11:00)
ay ve nareo tsy miara mipetraka eee mifanalavitra zany ?
mieritrereta ihany sao misy zavatra haaf ao ambadika .
ny maha lasa ny saiko manko dia we soratra:?
mieritrereta tsara raha resaka soratra tsy hitako mihintsy izay hahamenatra ny hilaza we tiko ianao fa mety misy zavatra hafa ao ambadika ao .

19. kala
(
20/04/2006 13:01)
fiffi > zany misy akia â!
nenà ny fitiavana avy de arangarangako ny "mots d'amour" rehetra refa tiko izy ka! na an-taratasy io na direkta na @ tél na eny imasom-bahoaka na an-takona (l) :-* :*
aza miandry mahazo zany tsony hoa! omeo izy fa hitanao fa tena hiova tanteraka izy avy eo raha tsy hoe "misy zvt hafa ao ambadika tokoa angaha"
mila:-w:-w:-w:-w:-w sao:evil: