ty lehilahy saro-kenatra e!
22. Ralay
(
20/04/2006 15:29)
Hummm tsy aleo ve atao cheri(e) daholo e @ zay ze taitra zay taitra moa zay tsy taitra de tsy taitra :-P Io no atao hoe fitamandry manaikitra eo foana ny trondro ny farany :lol: sa tsy zany ry cherie Fiffi sy ry cherie bella ary cherie mamzelkely...:D
23. bellla
(
20/04/2006 16:17)
kala:
bella > tsy fidiny azy ireny ange ny saro-kenatra ê!:roll::roll::roll:
fa mba ny vhv ndray no miezaka mampirevy ê! sady ngah moa ny vhv de hotoloram-potsiny eo foana
mba manome sy maneho fitiavana ndray ka!:-$
andramo ange fa hiova izy reny ê!:wink:
Eny aky ry Kala, andraso mba handramako sao mba hisy fiovana de ambarako eto ihany ko rehefa misy le fiovana. Tena mahatsiaro banga mihitsy nge ky ny tena rah vao tsy eo reo?:cry:
24. bellla
(
20/04/2006 16:25)
[quote=rurik]
ay ve nareo tsy miara mipetraka eee mifanalavitra zany ?
mieritrereta ihany sao misy zavatra haaf ao ambadika .
ny maha lasa ny saiko manko dia we soratra:?
mieritrereta tsara raha resaka soratra tsy hitako mihintsy izay hahamenatra ny hilaza we tiko ianao fa mety misy zavatra hafa ao ambadika ao .
[/quote
Samy eto an-toerana ihany aky fa ny soratra lazaiko eto ange ky na @ sms de tsy mba misy hoe "tik u" nefa raha mifankahita de toa mba tia ihany lery.

25. bellla
(
20/04/2006 16:32)
Ka le izy ange Fiffy efa mba manao izay azoko atao mihitsy ah fa tsy hoe miandry azy e! fa kosa mba mila az manao an'izan ko.
26. bellla
(
20/04/2006 16:39)
kiali:
bellla:
Mba inona retsy ny atao an'ireny lehilahy saro-kenatra ireny. Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany, dia tsy tia ve?? Nefa de tena tia ihany lery.
cherie ohh!! tiko be enao!! zay zah tsy sarokenatra !!
De hoany amino zany zah fa tsy saro-kenatr'ianao:roll::roll::roll:
27. zoklbfkfk
(
21/04/2006 05:38)
na lehilahy faran'izay saro-kenatra reitsy ry bella tratran'ny teny mamin'ny vehivavy fa tonga saina sy miova:) sady tena :D be mitsiny:wink:
sao kosa ary mba misangisangy fitia fotsiny ileiry:roll:
sahio akia - mirisika kely toi dia ao tsara
bonne chance
sao kosa ary mba misangisangy fitia fotsiny ileiry:roll:
sahio akia - mirisika kely toi dia ao tsara
bonne chance
28. Fiffi
(
21/04/2006 06:36)
eny akia fiffi chérie aaaf'ita wa akia ry mamz chérie eh!:)
zany ny tena mahay azy! raha ba zao zao no ataon'i fiffi an'izany an!!ka maninona moa ? saingy io aloha kosa dia miankina @ fifampinamana an! ao ny namana azo hatao hoe "chérie" raha namana vavy aloha dia tsy sarotra mihintsy ny filazana azy an! raha namana lhl kosa aloha toa tsy lasa eh! fa natokana ho an'ny malala hiany io "chéri" io an!
sa tsy zany ry cherie Fiffi sy ry cherie bella ary cherie mamzelkely...ny an'i Ralay kosa aloha tsy ratsy an! satria tena tiany daholo zany ny namany sa tsy izany ?
rurik: ay ve nareo tsy miara mipetraka eee mifanalavitra zany ?
mieritrereta ihany sao misy zavatra haaf ao ambadika iza akia zany ry rurik chérie ?
Tandremo kosa aloha fa raha mpinamana samy vhv ka mifanao hoe "ma chérie" sao dia misy mandray vilana sy ratsy indray an! :wink:
30. rurik
(
21/04/2006 06:55)
bellla:
[quote=rurik]
ay ve nareo tsy miara mipetraka eee mifanalavitra zany ?
mieritrereta ihany sao misy zavatra haaf ao ambadika .
ny maha lasa ny saiko manko dia we soratra:?
mieritrereta tsara raha resaka soratra tsy hitako mihintsy izay hahamenatra ny hilaza we tiko ianao fa mety misy zavatra hafa ao ambadika ao .
[/quote
Samy eto an-toerana ihany aky fa ny soratra lazaiko eto ange ky na @ sms de tsy mba misy hoe "tik u" nefa raha mifankahita de toa mba tia ihany lery.
ay ve ataoko fa tena mifanalavitra ka .
raha ny fahaizako azy dia le fomba nitezana azy no mahatonga azy tahaka an'io fa ianao no tokony hanova azy , ailzao matetika izy dia ho zatra, dia anotanio koa izy we fa maninona no izy no tsy milaza ny fitiaviny aminao?
zaro sy lazao matetika izy fa hiova .
31. Ralay
(
21/04/2006 08:04)
Bella: ao fa ataoko ma cherie njy refa tsy mety miteny izy e :lol:
Fiffi: Tsy koi raha samy vhv no manao ma cherie fa raha samy bandy kosa no tena somary hafa² kle :lol:
Fiffi: Tsy koi raha samy vhv no manao ma cherie fa raha samy bandy kosa no tena somary hafa² kle :lol:
32. mamzelkely
(
21/04/2006 08:11)
=))=)) marina ny anao ry Ralay chéri :-D:-D mety ho hafahafa marina aaa:roll: eo asio essai kely ry zalaha :-D:-D
33. Fiffi
(
21/04/2006 09:02)
raikitra daholo indray zany ny fiahantsohina ny rehetra CHERI :-D:-D:-D:-D:-D:-D
34. bellla
(
21/04/2006 09:11)
eny ho aky cherie fiffi, raikitra zany ny cherie dahol eeeeeeeeeeeee!:D:D
35. bellla
(
21/04/2006 09:14)
merci re ry cherie isany e :* :*:* ami le torohevitra; hanao application ami zay mbola tsy nataoko zan zah zao. :)
36. Ralay
(
21/04/2006 09:25)
Bella: Atomboko aminjy aloha akia cherie bella fa i cherie mamzelkely sy cherie Fiffi efa mahazatra ahy ny manao cherie azy roa reo :D
38. Ralay
(
21/04/2006 09:39)
Hummm merci anjy koa bella cherie :*:* miandry ne tena izy sisa e :lol: