ty lehilahy saro-kenatra e!
41. Ralay
(
24/04/2006 06:39)
mamzelkely cherie aza malahelo fa tsy leo zah efa hoe atao cherie daholo nareo sy Fiffi sy ny sipa rehetsa :*=))
43. ari.malala
(
24/04/2006 07:06)
kala, fa nankaiza ny règle njy? :-D:-D:-D ary in no mahagaga andry @ Ralay? ko efa hoe ny sipa rehetra houn d njy ko zany cherie any ko sa ts zany v?
44. Ralay
(
24/04/2006 07:18)
kala: Mbola tsy tonga nga ny regle-njy sao de..... zany ry kala :-$:oops: Vaovao tsara zany kle :D
50. nolalaina
(
05/05/2006 12:45)
bellla:
Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany
Tandremo fa misy "misy oy zà an" ny lelà tia miteny an'io fona "je t'm ééé... chérie aaaa..." nefa lé fiteny fahazarana fotriny!! fiteny fanaony @ sipa retra any nefa lé izy!! :-P dé lé sipa love be ery!!
Fa raha bandy tsy dé mbola piteny an'io kous klou dé tena mety manja be ny mihaino azy an!! maha - 8-)
51. bellla
(
05/05/2006 16:05)
marina lou zany e , fa mahatsiaro sorena zany kou njy raha tsy mba miteny kosa iz. Marina e!
54. kiali
(
06/05/2006 09:20)
belle>ihihihihi:oops::oops::oops:zah sarokenatsa beuu ko! aleo atao en pv ka!! mehezanjy eo zah ko!!=))=))=))
56. fijo
(
06/05/2006 21:03)
bella,an,ny fitiavana samy manana ny fomba fanehoany azy.
mety tena tia izy,saingy tsy zatra maneho izany,ka aza korontanina,fa manjary manaonao foana.
mety tena tia izy,saingy tsy zatra maneho izany,ka aza korontanina,fa manjary manaonao foana.