au secour

1. bellla ( 12/10/2011 09:54)
Akory aby,
mba mila fanampiana aminareo namana re,fa tsy haiko ny mizara ny disque dur-ko fa metetika izy no voan`ny virus d formatena d maty any daoly ny asako. 320G ny Disqko d mba tiko ho zaraina roa.
misaotra mialoha.
répondu par hery le 12/10/2011 14:15
2. hery ( 12/10/2011 10:55)
Raha ny tena izy dia alohan'ny hanaovana installation no zaraina ny disk. Rehefa mandalo eo amin'ilay hoe partitions iny.

Raha sendra tsy nahavita an'iny anefa dia misy fika vitsivitsy azo atao:

1. Jerena aloha sao dia mba azo redimensionner-na avy ao amin'ny windows ilay izy: Mandeha ao amin'ny menu Demarrer -> Executer dia soratana ity

diskmgmt.msc dia Entrée

Dia misokatra ny gestionnaire du disque dia jereo raha azo pasapasahana ilay izy.

2. Mampiasa partition editor.
Ny fampiasako dia GParted http://gparted.sourceforge.net/livecd.php izay LiveCD. Demarrer-na amin'ilay CD ny ordi dia azo pasapasahana ny disque.

Misy koa ny partition manager hafa izay mety mahavita azy fa tsy nandramako.
3. bellla ( 12/10/2011 13:27)
Win 7 le ordiko Hery a,d mbola tsy tena arako lotra sady @teny anglais d tsitako mitsy le Executer.
hery:
Raha ny tena izy dia alohan'ny hanaovana installation no zaraina ny disk. Rehefa mandalo eo amin'ilay hoe partitions iny. Raha sendra tsy nahavita an'iny anefa dia misy fika vitsivitsy azo atao: 1. Jerena aloha sao dia mba azo redimensionner-na avy ao amin'ny windows ilay izy: Mandeha ao amin'ny menu Demarrer -> Executer dia soratana ity diskmgmt.msc dia Entrée Dia misokatra ny gestionnaire du disque dia jereo raha azo pasapasahana ilay izy. 2. Mampiasa partition editor.
Ny fampiasako dia GParted http://gparted.sourceforge.net/livecd.php izay LiveCD. Demarrer-na amin'ilay CD ny ordi dia azo pasapasahana ny disque. Misy koa ny partition manager hafa izay mety mahavita azy fa tsy nandramako.
4. hery ( 12/10/2011 14:16)
Raha Win7 dia vao mi-click an'ilay Start boribory ery ambany havanana dia tonga dia misy toerana fanoratana dia eo no soratana ilay izy satria io no solon'ny executer taloha.

Jereo ny sary:


répondu par hery le 12/10/2011 14:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3583