Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/04/2006 18:17)
MIOVA TOKOA!!!...
Tsy dia mahay milalao intsony ny ankizy ankehitrio HAFA NY TALOHA!!tao ny fangala-piery ny bande sy rôle ny tomobile kapoaka ny papango rivotra ny kivarivary ny tantara vato na ny kilalao diavolana s...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 15/05/2006 15:58
TDMmalaza
(
16/04/2006 16:22)
rahoviana ingahy Ravalo vao hanaja ny lalàna velona?
tena zavatra goavana vitan'ity fitondrana ity ny fanitsakitsahana ny lalàna fototra. rahoviana izy vao hanaja amin'izay izany lalàna izany ka hitsinjo amin'izay ny tombontsoambahoaka fa tsy ny azy s...
tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:53
4mimananelatra
(
16/04/2006 16:15)
LASA VOLA BAORITRA NY ARIARY...
HITA SY TSAPA FA TENA LASA VOLA BAORITRA NY ARIARY...raha taloha ny ariary(5 fmg) mbola nahazo bonbon gasy izao raha ankizy Kely no omenao 20ariary misaora tsy voahompa !!!na ny 100 ar (500 fmg) aza ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:03
ikalakintina
(
16/04/2006 16:07)
kalaroa
za reto mitady an'i kalaroa a!, so de mba misy malala azy nareo, angamba efa teto am serasera izy asa na niova anarana hafa na tsy manketo intsony!, de misotra o!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2006 15:23
xxx
(
16/04/2006 09:03)
Mitady namana
vehivavy de 17-19ans
mpianatra ity ny adiresiko
pynnokyo@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 12:44
Ragadona
(
15/04/2006 21:31)
tratry ny paka
Tratry ny paka daholo nareo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 07:17
jentilisa
(
15/04/2006 12:32)
Barea # club M maorisy!
Diso fanantenana ny mpijery baolina androany araka ny fomba fitantaran'ny mpanentana ao ami'ny radio nasionaly. Ny Maorisiana indray no nahafaty baolina voalohany tamin'ny minitra faha-16 ka nitarihan...
tohiny
novalian'i Achia ny 24/04/2006 14:04
soanja
(
15/04/2006 11:40)
Famakiana fasana ao Anjanahary
Nisy namaky ny fasana na fianakaviana iray tao Anjanahary. Tsy nisy nampandre ry zareo fa nidanadana tao ny varavaran'ilay fasam-pianakaviana. Raha tsy nisy olona hafa nandeha namangy ny fasana hafa n...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 19/04/2006 06:56
xxx
(
15/04/2006 10:05)
TSARA DAHOLO NY TENY FILAMATRA HATRIZAY FA INDRISY!..
TSARA DAHOLO NY TENY FILAMATRA REHETRA dépuis ny 1ére république:Pôlitikan'ny kibo ...izay voky ihany no maharaka ny namany!
2é république:Ankizy ankehitrio mpanangana ny taona 2000,ny tsiraira...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2006 19:34
vonjiniaina
(
15/04/2006 08:31)
fa ahoana mihitsy rei artista reo e
zao ry zareo mpamaky forum .tena nisy ty fa azonareo hanontaniana ily olona.zao ilay izy.
hitako reto nampoina sy joy k niaraka voiture dia nampoina teo devant akaikiny joy k.mino aho fa miaraka ire...
tohiny
novalian'i SooA ny 22/07/2006 08:41
xxx
(
15/04/2006 08:06)
NY FIFAMOIVOZANA ETO ANTANANARIVO MILA HENTITRA!..
Ekena fa efa misy fanatsaràna ny làlana fa na eo aza izany mbola misy faritra maro ahitàna fitohànana noho ny tsy fanaran-dalàna maro ...
jereo ohatra ny ataon'ny sarety
http://www.01madagas...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/05/2006 10:36
jentilisa
(
15/04/2006 07:46)
Usjf sy Ampy Augustin Portos
Efa renareo ve fa tamin'ny ekipan'i Usjf ravinala nivahiny tany Mozambika ary rehefa voaroaka tamin'ny fandraisam-bahiny ry zareo dia anisan'ny nampiantrano ny maro tamin'ny ekipa sy ny delegasiona Us...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 06:10
zozefa
(
15/04/2006 06:17)
Nitondra inona zao le paska 2006???
[b]" Arabaina tratry ny paska 2006, de mirary anao ..."[/b]
izany no matetika tenenin'ny oll, ary mahafinaritra aloha ny mihaino azy, fa asa raha nitondra inona marina ho antsika ny paska 2006?
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:57
memerz
(
14/04/2006 22:08)
tanalahy tany andanitra
Tantaraiko anareo ny tantaran'ny tanalahy.
Fahiny elabe hono, dia tany andanitra ireny tanalahy ireny, izy no rapide sy mavesatra indrindra tany, izy no biby rapide ndrindra sady ngeza ndrindra tany ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 08:26
memerz
(
14/04/2006 22:00)
ravalo sy france
T@ zà vao tonga teto France zany dia nipetraka t@ olona aho, dia misy sirènes(feon'ny police na pompier) foana henoko,
-Dia ozy le cousine keliko: chez nous c'est toujours la police ou les pompier...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:46
jentilisa
(
14/04/2006 14:30)
nangalatra...hihi!
teto Madagasikara no niseho ny raharaha. Mpangalatra no asan-dry zalahy. Halatra vaventy fa tsy halatra madinika. Tao amin'ny seranatsambon'ny Toamasina no fanaovan-dry zalahy ny halatra ary Container...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:47
4mimananelatra
(
14/04/2006 13:04)
MAHA LASA SAINA IHANY .....
Asa isika izay mahatsikaritra fa any @ faritany toy TOLIARY, MAHAJANGA, MORONDAVA,TOAMASINA...dia ny toerana fivoahana dia barika na tapaka barika dia misy olona karamaina manary azy ireny eny amoron...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 04:28
xxx
(
14/04/2006 12:01)
SI TU ES RICHE TOUT LE MONDE EST LA.....
Aleo angamba io hiran'i GRAND MAITRE io no hitondràko ny dinidinika e !si tu es riche tout le monde est là ...mais si tu es pauvre les amis s'enfuient ...MARINA TOKOA IZANY!! fa dia nahoana tokoa re...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:48
4mimananelatra
(
14/04/2006 10:42)
TSY NISY FITONDR0NA IZAY TSY NIHOSON-DRA ....
Rehefa nandinika ny tena dia tsy nisy fitondràna izay tsy nihosin-drà sy herisetra teto MADAGASIKARA ary ny famonoana. Nisy aloha ny 29 marsa 1947 t@ fanjanahan-tany(parenthéses iny aloha)
1ére...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:43
diamondra27
(
14/04/2006 07:18)
Solomaso
Nisy Kala anankiray hono niditra tao @ farmasia de nanontany oe:
-Misy solomaso ve tompoko ato aminareo ô
De namaly le farmasianina oe:
-solomaso ho an'ny masoandro ve?
-De namaly kala oe: an...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/04/2006 01:26
