ravalo sy france

1. memerz ( 14/04/2006 22:00)
T@ zà vao tonga teto France zany dia nipetraka t@ olona aho, dia misy sirènes(feon'ny police na pompier) foana henoko,
-Dia ozy le cousine keliko: chez nous c'est toujours la police ou les pompiers qui font des bruits pareils, car les accidents sont abondants.
-Dia ozy zà namaly an'azy: oui mais à Mada, c'est Ravalomanana qui fait entendre sa sirene qd il passe.
-Dia ozy le cousine keliko avy eo: mais là je ne suis pas sûre de ce que c'était,peut-être c'est la police, ou l'autre.
Dia ozy zà oe: Comment veux tu que je le sache? disons pour trancher d'une manière impartiale que c'est Ravalomanana qui s'est blessé !!.

Tsy dia maninona raha tsy mapihomehy.
répondu par watafon le 22/04/2006 14:46
2. Fiffi ( 15/04/2006 03:05)
dia maniry azy tsy ho blessé zany ! fa naninona kosa no tonga dia Ra8 no tonga dia natao tao an-tsaina ?
3. dadabe ( 15/04/2006 03:55)
mizesta njay memerez le:roll:
4. watafon ( 15/04/2006 05:30)
memerz: i pdt n'ny sénat no tena tsy laitra mampaneno sirène kle !!! na @ 1 maraina aza izy mandalo :-D:-D
5. jentilisa ( 15/04/2006 05:57)
ka ra8 ihany no tena afaka mampandefa sirena eto koa
6. diamondra27 ( 15/04/2006 06:58)
ary le automobiliste refa maika reny nga adinareo ? Refa iny zalah na ao anaty embouteillage de mampaneno sirène ihany koa nefa tsy manana autorisation , fa raha tratra miantoka an!
7. dadabe ( 16/04/2006 02:46)
:roll::roll:
8. kala ( 18/04/2006 06:27)
kou ngah zay ihany fa nisy fotoana nisy mampaneno sirène be ery:roll: midanàka ny ol sady miteny hoe mikisaha fa Ra8 zany.
Kay le faralahin-dravalo ndeha hihinana gilasy no taoa anatiny:wink::wink::wink:

kôzy ve zany :roll:

asa :twisted:
9. watafon ( 18/04/2006 11:18)
:-D:-D
10. kala ( 18/04/2006 11:42)
wata > in mampime @'izany:roll::roll::roll:

avia aloha :-*:-*:-*:-*:-*
11. watafon ( 19/04/2006 04:25)
Kala, mbo te hime ftsn za kou ! :-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
12. kala ( 19/04/2006 06:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. watafon ( 19/04/2006 08:52)
:-*:-*:-*:-*:-D:-D
14. onjah ( 19/04/2006 09:34)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
15. kala ( 19/04/2006 12:03)
tsy ankihetsika eo aloha i onjah fa tssssssss:wink:

dain :oops::oops::oops::oops: be zà tratran'ny mpanao karaté eto
16. xxx ( 20/04/2006 07:22)
dadabe

ny tin'i memerz kozina de oe any france lery de tsy mety ra adika teny gasy le iz fa efa tsy mahay miteny gasy firy tsony izy

:-D:-D:-D:-D
17. xxx ( 20/04/2006 08:01)
:-DJE SUIS FRANCAIS AN :-D:-D
18. watafon ( 20/04/2006 08:38)
dadabe: aiza kosa e !!:-D:-D
19. pissoa ( 20/04/2006 10:46)
:roll::roll::roll:
20. watafon ( 20/04/2006 11:27)
pissoa: maninn njy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351