TSY NISY FITONDR0NA IZAY TSY NIHOSON-DRA ....

1. 4mimananelatra ( 14/04/2006 10:42)
Rehefa nandinika ny tena dia tsy nisy fitondràna izay tsy nihosin-drà sy herisetra teto MADAGASIKARA ary ny famonoana. Nisy aloha ny 29 marsa 1947 t@ fanjanahan-tany(parenthéses iny aloha)

1ére république:niafara t@ 13 mai 1972 vono olona teo @ avenue de l'indépendance.
Nisy an'i RATSIMANDRAVA avy eo maty tsy hay izay tena antony namonoana azy.

2é république:nisy ny affaires kung -fu avy eo accident dc3 tao AMPAMOIZAKOVA, ny 10 aout 1991,...

3é republique: grévin'ny mpianatra tao ANTSIRANANA ,t@ ZAFY io
ny krizy 2002 t@ RATSIRAKA io

Ny grevin'ny mpianatra avrily 2005 izao ra8 izao ny hetsiky ny mpanohitra teo @ 13 mai t@ désambra 2005
ity izao misy échantillon
http://www.madanight.com/madagascar-photo-21634.htm

mbà manontany tena ihany hoe dia ho sorona toy izany foana ve ny vahoaka nefa refa jerena toa mifanaraka ihany ireo mpanao pôlitika avy eo...MISY HISAINANA !!!
répondu par fijo le 28/04/2006 19:43
2. xxx ( 14/04/2006 10:51)
2eme repoblika :adinonao angaha le helicoptere nitondra an'i Pr Joel Rakotomalala 1976 ?ny general bouboul hihiteo mahamasina
3. 4mimananelatra ( 14/04/2006 11:02)
ity izao ny sary nisy t@ hetsika nataon'ny mpanohitra teny @ desambra 2005 lasa teo
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28516.htm

jereo tsara ity sary ity izay mampiseho fa ny profesora ZAFY sy ingahy BRUN LY mbamindry VAOVAO BENJAMIN dia miaraka tsara nefa t@ raharaha 1991 dia sarotra ny hino an'izao zavatra izao!!!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28467.htm
4. Fiffi ( 14/04/2006 11:48)
noho iza aloha no nahatonga izany hoson-drà izany ? Raha jerena tokoa @ izay fotoana izao dia ireo olona samy hafa dia mahay mifanaraka , (ny adala hiany hono no tsy mba mihova hevitra)
Ka enganie ka hitombo hatrany ny fahendren'ireo olona @ izao fotoana izao izay mikasa ny hitondra ity firenena masintsika ity.
5. fijo ( 14/04/2006 19:16)
4mimananelatra an,mampalahelo raha izao ise vao mahalala fa ny fahefana dia tsimaintsy misy hery.
tadidio fa ny fahefana amin'ny teny anglisy dia "power"="force"
aza adino koa fa raha mijery ny andrimpanjakana rehetra misy ise,dia tsimaintsy eo ny tafika sy ny polisy.ireo no herin'ny fanjakana.
tafika ,hiaro amin'ny avy any ivelany
polisy hoan'ny raharaha anatiny"atitany"

tsy any madagasikara ihany io,fa NA AIZA NA AIZA;ny fahefana dia rombahana ary arovana.fony mpanjaka dia efa nahalala izany ny mpitondra rehetra.ka aza atao mahagaga izany.
ary ny politika tsy hananan kavana.fa ny fahavalo androany no hanampy anao rahampitso.

rehefa manaiky ireo ise,dia afaka handinika tsara izay hoatao rahampitso.
6. xxx ( 14/04/2006 19:38)
marina ny anao ry fijo , asa angamba ho avy ny fifidianana dia mihetsika daholo ny akoho sy ny vorona ....mba mahagaga... misy ny sasany mitady raha ???? o akory atao baba ....
7. Fiffi ( 16/04/2006 18:34)
iza indray aloha ireo akoho sy ny vorona ireo ry xxx ? :wink:
8. xxx ( 16/04/2006 19:45)
Rehefa misy ny mafy loha dia tsy maintsy hatranga ny basy, izay ange no mahatonga ny dictature e! mandany fotoana indraindray ny miresaka @ olona tsy te halala.
9. Fiffi ( 17/04/2006 06:31)
mafy loha ahoana moa izany ry xxx ? fa aza hafangaro kosa aloha ny olona izay tsy mety miala fa mifikotra ny seza nefa efa tsy tian'ny olona intsony ary manao an-keriny hitazomana ny seza ka hiafara @ latsa-dràn'ny tsy manan-tsafidiny an!
10. xxx ( 17/04/2006 22:47)
Voalazanao ny tiana hotenenina
11. Fiffi ( 18/04/2006 12:54)
de zay fotsiny hiany no fahendrena eh! rehefa tsy tian'ny olona satria efa be loatra ny zava-bita rehetra natao taloha dia mba mahay mihonina fa tsy mifikitra sy hanadala olona eo indray izay mahatonga ny fizarazarana!
12. TDMmalaza ( 19/04/2006 07:38)
marina fa niosindra daholo ireo fitondràna. FA AMINAY DIA HENATRA IZANY ARY TSY TOKONY HIVERINA INTSONY.

ary tsy ny fanilikilihana ny mpiara-belona sy ny fandikandalàna no ahafahana miala amin'izay koltioran'ny "HOSI-DRA" izay fa amin'ny fametrahana rafitra mazava, lalàna mazava, amin'ny fitandroana ny firaisampirenena, ny fametrahana ny politikan'ny fampandrosoana hiarahan'ny be sy ny maro tsy ankanavaka arak'izay lalàna voafidy sy eken'ny vahoaka manontolo.

aminay TDM dia tsy misy izany hosi-drà izany. APETRAO NY FIFIDIANANA MADIO SY MALALAKA, AVOHAY NY OLONA TSY MELOKA REHETRA, FA NY VAHOAKA NO HITSARA.
13. xxx ( 19/04/2006 19:30)
Aminareo izany fa nga moa nareo representé aiza? Afaka miteny etsy sy eroa dodoly nge n'iza n'iza e! Fa izay mahazo ny majorité ihany no misy lanjany!
14. fijo ( 28/04/2006 19:43)
sady izy ity anie raha hoe "ny drafitrasa izay iarahan'ny rehetra......"hanjary antoko tokana indray ve?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531