Mitady namana

1. xxx ( 16/04/2006 09:03)
vehivavy de 17-19ans
mpianatra ity ny adiresiko
pynnokyo@yahoo.fr
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 12:44
2. diamondra27 ( 16/04/2006 09:55)
mitady namana prof ve?
3. dizina ( 16/04/2006 12:03)
slt,mitady namana ve ianao
4. Fiffi ( 16/04/2006 13:18)
xxx ve no hidirana de ahoana ny ahafantarana hoe iza no iza ? toa tsy mety koa hono ny andefasana adiresy tahak'izao fa sao voan'ny virus an! :wink:
5. dadabe ( 16/04/2006 14:37)
pozoon x=6 ce qui implik xxx=666 :twisted: oreraaa !!!aleoko ihany i Fiffi le:wink::-$
6. Fiffi ( 16/04/2006 15:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. dera ( 16/04/2006 23:39)
iazo no dera mitadi namana hotia ahy? ny tena hanarako dia bertrand zaza lahy 21 taona miasa toherana hipetrahako dia majunga crt mahabibokely @mpitan,ny soulogro mbaraso ny zemitia ahy!!!!! mbolatsi manana vady famitad.....adress e_ mail ratefiarivony2005@yahoo.fr io izi e! bay:*(l):lol:
8. Fiffi ( 17/04/2006 04:06)
dia mazotoa ar samia mahazo izay hiriana daholo eh! :)
9. pissoa ( 17/04/2006 05:27)
:-*:-*
10. Fiffi ( 17/04/2006 05:32)
:) :-*:-*:-*
11. pissoa ( 17/04/2006 05:42)
Sady mieritreritra izay hotadiaviko zah io :roll::roll::-D:-D
12. Fiffi ( 17/04/2006 05:46)
pissoa: lahy sa vavy aloha ? :-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 17/04/2006 05:53)
pinocchio zany ve tsy mpandainga e!

dera: réponse an'i xxx ve io sa demande hafa e!
ary toa tsy mampaninona anareo ho'aho le mametraka mail en public e! nefa toa mba efa nafaparan'i fiffi ihany fa mora ahazoana virus ny mail omena toa izao, nefa moa...:-$

14. pissoa ( 17/04/2006 05:58)
Fiffi, k'efa hoe mbola vao eritreretina kou :-D:-D:-D
15. Fiffi ( 17/04/2006 06:06)
:-D:-D:-D:-D:-D heritrereto miadana tsara ao zany akia an! :) :-*:-*:-* dia mahazahoa ny mahasoa an!
16. pissoa ( 17/04/2006 08:15)
Hihihi :-*:-*
17. lema ( 17/04/2006 09:34)
za kou mitady namana
18. Fiffi ( 17/04/2006 10:53)
fa nga hono tsy namana daholo ny eto eh ? sa namana ahoana no tadiavina ? spesialy ve zany ?
19. mimiso ( 17/04/2006 12:54)
Tena spesilay doly ny tadiavindry zareo raha atao ny kaonty :roll::roll:
20. Fiffi ( 17/04/2006 15:59)
tena spesialy tokoa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1742