Mitady namana

21. Pynnokio ( 18/04/2006 08:26)
diamondra27:

mitady namana prof ve?


Tsy maninona kah.de ahona ny fomba hifandraisana? manana adiresy yahoo ve? ianao?


22. Fiffi ( 18/04/2006 08:31)
de andefaso hafatra akia izy dia mety io an! hafatra ato @ namana io an! :)
23. Pynnokio ( 18/04/2006 08:33)
dadabe:

pozoon x=6 ce qui implik xxx=666 :twisted: oreraaa !!!aleoko ihany i Fiffi le:wink::-$


aza alefa lavitra loatra hoa io saina io ry dadabe fa sao mampivadika horera. zay no mahavoa anareo efa soara tony.:evil:

24. Fiffi ( 18/04/2006 11:12)
ary i Pynnokio aza mandainga fa sao dia lasa lava be eo ny orona an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. pissoa ( 18/04/2006 14:22)
:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
26. Fiffi ( 18/04/2006 19:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
27. 130188 ( 21/04/2006 16:20)
dera:

iazo no dera mitadi namana hotia ahy? ny tena hanarako dia bertrand zaza lahy 21 taona miasa toherana hipetrahako dia majunga crt mahabibokely @mpitan,ny soulogro mbaraso ny zemitia ahy!!!!! mbolatsi manana vady famitad.....adress e_ mail ratefiarivony2005@yahoo.fr io izi e! bay:*(l):lol:


nga dia tena maika mitsy no h@ adress email avy no omena ny olona
28. Fiffi ( 21/04/2006 18:19)
130188: mba hafa kely indray zany ps-nareo zany an!
29. bakozetra ( 24/04/2006 06:41)
ny namana be dia be , fa ianao fotsiny aza fatra-pifdidy izany ...
Izao ary ity ny mail-ko raha liana ny momba ahy ianao
malaza@univ-mahajanga.mg
bye
30. dadabe ( 24/04/2006 06:55)
Mpandefa : Pynnokio [ Valio ] 18-04-2006 13:33:29
Lohateny : Re : Mitady namana
Hoy i dadabe:

pozoon x=6 ce qui implik xxx=666 oreraaa !!!aleoko ihany i Fiffi le



aza alefa lavitra loatra hoa io saina io ry dadabe fa sao mampivadika horera. zay no mahavoa anareo efa soara tony.


eka leiroa a , e mba mivoaha aza tao anaty xxx @ sisa e :-D:-D zany no aina ko.....
31. Fiffi ( 24/04/2006 07:09)
dadabe: f'ita hoa eh ? :):-*
32. rapala ( 24/04/2006 08:59)
Ho ry xxx, naninona no natao 17-19 ans fotsiny dia ho aiza izany izahay 0-16 sy 19-100? Very izahay izany kou:lol:
33. Fiffi ( 24/04/2006 11:36)
zah koh! :(
34. sasa ( 25/04/2006 04:35)
Fiffi tena tsy hisy hitady mintsy zany izahay efa antitra sy divorcé tony raha izany akia koa :-D:-D:-D:-D
35. lee ( 25/04/2006 15:14)
'Zah ko, mitady namana, vehivavy eo @ 154cm-160cm, Zarazara, Namana maharitra an, miangavy o! Manorata @ aina_mbola@yahoo.fr pour rendez-vous!
36. Fiffi ( 25/04/2006 15:16)
sasa: f'ita hoa akia eh! :-D:-D:-D:-D
37. njakal ( 15/05/2006 12:12)
tena tsy aiko ry naman'isany ny mampiasa ity a
38. Fiffi ( 15/05/2006 12:44)
tsy hainao ahoana kay ? ny mampiasa inona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626