Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mifenty ( 21/04/2006 07:38)
Inn ny ady klé.
Tonga ndray ty ny ouikendy fa inn ny ady klé any aminareo any kle. Ngody mba misy ifanamboarana??... tohiny
novalian'i Mifenty ny 10/05/2006 08:51
xxx ( 21/04/2006 06:25)
ampio a ry reto a!
za zany miaraka am oul mapijaly ana efa o firy volana zay fa ts mety tafasaraka mits zay na in na in mitranga a!za mats zandriny alavitra b d raisny otran zazakely.iz mapirafy anà d zao lasa za ndray... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:44
andrinirs ( 21/04/2006 05:30)
mitady cable usb alcatel OT735
slt sao mba misy manana cable usb hitransferena donnée phone @ordi fa tsy mahita mitsy za na misy mahafantatra hoe aiza no misy mivarotra. thx ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 13/07/2006 13:17
ari.malala ( 21/04/2006 04:38)
site fianarana coupe et couture
Manahoana daolo, sao dia mba misy mahalala re azafady fa efa nahita iray izayaho d mampifilafila b fa refa tonga any @ le interessant le izy d lasa payant e! za nefa mba t hahay nefa ts manana fotoana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 04:31
dadabe ( 21/04/2006 04:31)
aza be sesta moa e
o ry reto aa izay izao dia hamaly eto daholo indray i mamzelkely-fasaly-kala-diamondra27-watafon-pissoa-arimalala-akamatiana-memerez-veloo-sonwin-jentilisa-little-lapino -ikalakintina-zakony-fiarit... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 04:57
rastafarai ( 20/04/2006 23:32)
Za ko mba mitady!
Aiza kosa v d hitoka-monina fa ra misy afaka hinamanana v tsy aleo mba mifanala andro eto...sa diso v za!?... tohiny
novalian'i RALEM ny 28/06/2006 14:20
xxx ( 20/04/2006 20:15)
FA MANINONA KAY ISIKA GASY NO BE FIALONANA E?...
Mbà nandinika aho fa @ ankapobény ny gasy dia be fialonana no faly raha misy zavatra mahazo ny olona iray...Any ambanivohitra sy any @ faritany dia mbola misy ny fampiasàna famosaviana sy ny ody m... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/05/2006 10:37
kiali ( 20/04/2006 17:42)
recette sakay
sali daholo oh!! mitady recette na sakay zah ohh!! tsy aiko wa le manao zay mapilay le sakay hotrany any @ tanana ireny eh! aty ampita moa zahay de mividy le tsilanidimilaha reny de tonga de totona ... tohiny
xxx ( 20/04/2006 16:49)
MITADY NAMANA FA DIVORCE E...
TSY AMPY KETSA KA MIVEZIVEZY E TSY TIA VAZAHA FA GASY IHANY E... gasy lahy 31 taona ,divorcé mipetraka eto FRANTSA manana taratasy ara-dalàna Manantena valiny mahafa-po e reponse assurée av... tohiny
novalian'i booboo ny 07/07/2006 09:10
fasoa1 ( 20/04/2006 15:23)
godro²
Manahona daolo nareo ato:P tena mahafinaritra zany mahita nareo mirayhina ato zany :D ka zao e sao de misy manana recette godrogodro(zay ve?)fa ba te hihinana zay aty antany lavitra e! Misaotra bet... tohiny
novalian'i soanja ny 22/04/2006 01:51
kala ( 20/04/2006 14:59)
de ahoana tokoa moa zany?
kôfa iray niditra tao @ bara de nikômandy whisky 6 be zao avy de nosotroina daholo Gaga ilay tompon'ny bara : - tsara kosa angamba ny andro androany ka tena manao zay mahafa-po an! - shhhhh! rah... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 05:18
kala ( 20/04/2006 14:43)
kilalaon-tsaina kely ê!
1-Inona no mahasamihafa ny kôfa ray mianjera hatreny @ rihana fahafolo sy ny kôfa mianjera avy eny @ rihana voalohany? 2- Ary ahoana hoy ny kôfa sinoa iray mianjera hatreny @ rihana fahafolo? ... tohiny
novalian'i apache ny 30/05/2006 09:00
tyfoly ( 20/04/2006 14:33)
lhl
manana namana iray za milaza we tsy tia vhv mihintsy hono izy , ary miseho mafy b fa tsy rototra @zany mihintsy , nefa tsara marihina aloha izy fa tsy pd e, ny mahakamo anefa d rehefa mahita vhv izy d... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:19
zaihany ( 20/04/2006 12:16)
mitady namana sy ny sisa
miarahaba anareo!... tohiny
novalian'i Sahoby17 ny 17/10/2006 10:12
ainaheri ( 20/04/2006 10:57)
Apres Irak mety Iran ndray!!
Raha mbola hitazona ny heviny ny Iran dia mety raikitra ny fifandonana,na dia eo aza ny fifanelanelanana nataon'ONU mandritry ny faran'ny volana,ary etsy andanin'zany ny Teheran zay tsy mitsahatra m... tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2006 14:46
hery ( 20/04/2006 10:25)
Iza no iza
Fantatrao amin'ny masony ve ireto olona ireto? :-) Raha vao mijery ao amin'ny sary rehetra ianao dia mahalala azy satria sary vao nampidirindry zareo omaly sy androany ireo... lamaody ao indray hono n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 11:26
LazaRandri ( 19/04/2006 23:26)
Solon'ny vitamines sy calcium
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina :) hahaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:42
LazaRandri ( 19/04/2006 23:20)
Basket mixte 1 contre 1
io no tena demonstration milay noho ny harlem rehefa manomboka ny "sangisangy" eo ambony kianja, nefa mitsaoka daholo ny spekta rehefa tena raikitra.... tohiny
novalian'i statops ny 13/05/2006 17:57
LazaRandri ( 19/04/2006 23:14)
Tsy mba mety angaha?
Fa maninona no voaresaka foana matetika hoe ny fihavian'ny Gasy dia avy any Afrika, na Malaysie na Madagasikara? Tsy mba azo eritreretina angaha ny firenen-kafa ohatra hoe Sady Gasy no Kanadianina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2006 04:35
bandykell ( 19/04/2006 22:49)
Fiarahana sy tsiambaratelo
Araka ny hevitrareo sy ny trakefanareo :o ny fiarahana ve mety ho matotra sy haharitra na dia samy mitana tsiamabaratelon'ny lasany aza ilay olona roa? ilay tsiamabaratelo io mikasika zavatra iray fot... tohiny
novalian'i sasa ny 06/05/2006 03:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7866