Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 22/04/2006 20:18)
inona no tokony hataoko?
Mba misy fanontaniana kely 'za ôooooo! Ankehitriny dia efa misy olona miaraka amiko nefa izaho tsy mitady vady na sipa fanampiny intsony aho. Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony ... tohiny
Herimiafina ( 22/04/2006 17:10)
Iza moa no namako?
[i]"Raha hanao lanonana fanasana ianao, -dia aoka tsy ny havanao, ny namanao, na ny mpifanolobodirindrina aminao no hasainao, satria ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay e... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:08
Fiffi ( 22/04/2006 14:23)
Andao hifaly daholo.
Andao isika hifaly daholo , hataontsika hafa-kely mihintsy an! hanadinohana kely ny fahasahiranana izay nisy sy ny adin-tsiana satria hilaina koa ny mifaly sy mampifaly sy mihira sns..... [img]http:/... tohiny
novalian'i totofy ny 05/05/2006 17:52
Fiffi ( 22/04/2006 07:11)
Raha vao maraina
Raha vao maraina Manaitra matory Be tabataba Ka manorisory Raha vao maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka ato an-tsaina Ny tena adim-pihainana Raha mijery ireo hira 2 irao aho dia las... tohiny
dragon2madagascar ( 22/04/2006 06:47)
Ingahy manana
Salama e! Ingahy manana no lohatenin'ny hira vaovao ao @ takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/ Ny antsoina hoe ingahy manana dia ireo izay mihazona ny lamboridin'ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:12
petsambava ( 22/04/2006 05:59)
tafakatra 780.000fmg ny frais de visa ao @ consulat...
tafakatra 780.000fmg izany hoe 35euros à 60 euros ny frais de visa espace shengen rehetra jereo ao @ wanadoo.mg... tohiny
novalian'i Lalah ny 01/05/2006 23:43
lapino ( 22/04/2006 05:59)
Session admin blaogy.com
Hono hoà, Mba azo angatahana ve mba tsy havela ho expiré ny session ao amin'ny blaogy.com? Aninkeheo manko za mba nanoratra lahatsoratra lavalava, en ligne. Elaela ihany koa fa sady mieritrer... tohiny
novalian'i hery ny 05/06/2006 19:08
honorine ( 22/04/2006 05:27)
Salama daholo e!!!!
Faly miarahaba anareo mpikambana,vao niditra honamanareo ka mba valio fa mila namana mba hiresadresaka sy hanome sosokevitra.hifampizara ny soa sy ny mahafinaritra.lehilahy na vehivavy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:39
zozefa ( 22/04/2006 05:15)
Inona re mety ho nataoko raha teo aho e?
Lasa ny saiko hoe inona re no mety ho nataoko raha mba anisan'ireo nanatrika ny fanombohana an'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana aho e? hijoro tamin'ny fahamarinana ve? zany hoe niezaka mba hiaro an... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 04:03
soanja ( 21/04/2006 23:48)
Pirates
Variana be aho mamaky ny tantaran'ny razantsika fa kay hono isika Malagasy ity gravy raha hanao pirates tamin'izany andro izany ka nataontsika maivoka mihitsy hono ny Nosy Comores sy ny sintasintan'ny... tohiny
novalian'i soanja ny 12/05/2006 13:12
soanja ( 21/04/2006 23:35)
Jijy
Hono hoy aho sao mba misy mahay manao Jijy eto amin'ny sehatra fa mitady an'ireny aho azafady. Jijy fanaon'ny any amin'ny Antakarana no resahiko fa jijy baolina akory an na jijy hafa. Soanja.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/04/2006 23:23
xxx ( 21/04/2006 19:04)
Whisky sy Rhum.
Ampio re tompoko, inona no whisky mora sy rhum mora de aiza no mety azo hanafarana fa tena te-higoka mafy zah izany e. :miam: HM... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:31
Herimiafina ( 21/04/2006 18:41)
Ampio re zahay mivady e!
Mba mila vonjy aminareo re e! Mba ampio izahay mivady mba ahita karazana olana entina iadiana fa tena calama be loatra le tokantranonay de sahirantsaina be izahay. Efa telo taona izay tsy mba nisy na... tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2006 17:40
xxx ( 21/04/2006 18:19)
aiza , i
seheno diamantine, bodo, francky, david, mpianatra tao @ fitarikiandro andravoangy, t@ taona 94 na 95 teo ho eo, ny fantako kely aloha i seheno sy bodo aty andafy ,fa raha misy mba mahafantatra ny mo... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2006 05:09
Fiffi ( 21/04/2006 16:04)
Ny mpanampy an-trano.
Nisy mpivady lasa tonga tany Dago ka raha nandeha namangy ity anabaviny ity lhl sy ny vadiny dia nohetin-hatezerana ity vadiny ka niteny hoe "tsy rariny kosa izao hataonao izao satria izao no hatao ho... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2008 13:07
Randrialahy ( 21/04/2006 14:49)
Faktiora
Mpianatra mpikaroka izy. Mieritreritra ny handoavany ny hofan-trano @ faran'ny volana indray izy io.:?: Tsy te hidi-trosa intsony! ny teo aza efa saika tsy voalohany!:? Tia olon-kafa izy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/04/2006 06:29
kiali ( 21/04/2006 13:57)
sary molotra
horohako zay bola mapiseo sary molotra eo @ serasera eo farany an!... tohiny
novalian'i Aino ny 06/05/2006 15:40
Nadya ( 21/04/2006 11:13)
cancer des seins
Ceci est vrai : Le cancer de sein !!!!!!! Il s'agit de l'explication d'une des origines du cancer du sein. C'est une specialiste en biologie cellulaire qui l'a ecri... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:35
Nadya ( 21/04/2006 11:10)
cancer des seins
:arrow:Ceci est vrai : Le cancer de sein !!!!!!! Il s'agit de l'explication d'une des origines du cancer du sein. C'est une specialiste en biologie cellulaire qui l... tohiny
novalian'i Jessimi ny 16/05/2006 10:45
ravatorano ( 21/04/2006 08:02)
tsara ho fantatra ho antsika namana reetra izay afaka
mijery gazety amin ny alalan ny solosaina dia ireto misy adiresy tranokala vitsivitsy tsara hananana momba ny gazety malagasy : http://www.madagascar-tribune.com http://www.lagazette-dgi.com/ http:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/05/2006 08:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2727