Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 27/04/2006 21:55)
Takelaka lisitra.serasera.org nohavaozina
Nohavaozina androany indray izany ny takelaka [url]http://lisitra.serasera.org[/url]. Marihana fa io takelaka io no anisan'ny takelaka voalohany navoakan'ny serasera.org tamin'ny taona 1999. Ao no ahi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 04:25
4mimananelatra ( 27/04/2006 14:41)
Sujet BAC série A @ ity taona 2006 ity...
Tokony hanao pôlitika ve ny mpanao fivavahana ? faharetany :4 ora coeff: 4 Mazotoa ary e!... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 14:52
Vaika ( 27/04/2006 14:37)
Revin-gadra sa ...?
Lasa eritreritra ny tena raha sendra nahatsiaro an'i Zoto, nanao fanatanjahan-tena, nanomana ny dian-tongotra nanodidina an'i M/kara, efa ho 30 taona lasa izay. Adala angamba 'ty ranamana, sa fitadiav... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 12:59
soanja ( 27/04/2006 11:04)
Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza t... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 14:29
miantra ( 27/04/2006 10:59)
ahoana ny tena fanaovana crème chantilly maison
Nanandrana nanao crème chantilly aho ry reto fa tsy mety mivoaka tsara ohatran'ilay ao amin'ny glace HONEY (aracade analakely) ireny le izy. sao dia mba misy mahalala ny tena fanaovana azy (efa re... tohiny
novalian'i dadabe ny 05/05/2006 10:13
hery ( 27/04/2006 09:06)
Tadiom-pitiavana
Iza avy ianareo no manaraka an'ilay tantara hoe Tadiom-pitiavana ao amin'ny blaogy.com? Efa pejy faha 13 izy izao. Ohatran'ny mijery Feu de l'amour ireny mihitsy :-) ... (Natokana ho an'ny 18 taona no... tohiny
novalian'i Ninisa ny 27/02/2015 10:48
hery ( 27/04/2006 08:32)
Lalao vaovao vitsivitsy
Misy lalao vaovao nampidirina ao amin'ny [url]http://lalao.serasera.org[/url]. Anisan'izany ny Sudoku izay anisan'ny lalaontsaina malaza amin'izao fotoana izao. Andramo jerena any :-) Fa aza dia var... tohiny
novalian'i bellla ny 08/05/2006 05:19
misoa ( 27/04/2006 07:58)
hafiriana eo ny manao regroupement familial
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako, araka ny lohateny napetrako eo ambony io dia asa raha misy afaka mamaly amin'ny hoe hafiriana eo ho eo ny manatanteraka "regroupement familial". Vehivavy ny t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 19:04
felampaiso ( 27/04/2006 07:40)
andriamanitra fa tsy ny olombelona
Andriamanitra no nanome ny fiainana mandrakizay ho an'izay mino Azy, izay no tokony hotadidiantsika.Matetika mantsy ny hadalana ataon'ny olombelona-eny fa na dia milaza tena ho kristiana aza izy ireny... tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 09:49
Potita ( 27/04/2006 07:02)
DIARY
Manaoana daoly!za re mba mitady lay hira'i Tosy oe "Diary"iny ra mba misy mahay,azafady.De misaotra mialoha izay handefa.:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 07:53
eprom ( 27/04/2006 05:37)
Iza no mahay an'ireto?
Iza no mahay ny tonon'ireto hira ireto? - Viavy tsy maha-lehilahy - Zanak'ambanivôlo - Kawitry ( Jerry marcos) - Losogno anao Misaotra mialoha eh... tohiny
novalian'i eprom ny 02/05/2006 04:53
tovolahy007 ( 27/04/2006 00:55)
American dream
Manaoana...! Hono hoa ,misy olona ve handa ny tsy ho aty USA ra omena Green Card sy iantohana ny tapakila ahatongavany aty?Raha eny ny valiny dia mba omeo ny antony. Dia misokatra ho any rehetra ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:27
ando261 ( 26/04/2006 20:14)
Linux
Mba iza no mba mampiasa Linux ato ? ... tohiny
novalian'i lapino ny 04/05/2006 07:23
barbosds ( 26/04/2006 19:55)
ambiance dans la région Bretagne
aza adignatsika BARBOS du nord jiaby eto Bretagne(Renne, Brest,Lorient,Morbihan...sns) fa hampisoma salegy mafana ho antsika i fanorolahan'ny salegy :zandry FANDRAMA ké k'aza magnano tsy avy aby zala... tohiny
barbosds ( 26/04/2006 19:52)
ambiance dans la région Bretagne
aza adignatsika BARBOS du nord jiaby eto Bretagne(Renne, Brest,Lorient,Morbihan...sns) fa hampisoma salegy mafana ho antsika i fanorolahan'ny salegy :zandry FANDRAMA ké k'aza magnano tsy avy aby zala... tohiny
novalian'i fasaly ny 28/04/2006 04:00
xxx ( 26/04/2006 19:32)
la boum
iza no manana ilay tononkira la boum azafady ôôô inona no lesona azo tsoahina @iny film iny?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 09:11
soanja ( 26/04/2006 18:49)
US president
Ity rangahy ity ny ahy no tiako ho President ny US. Mba misy manohana ve aho? mino aho fa mety hilamindamina ny tany raha ity no mitondra eo. Tsetsetra tsy aritro iny fa fantatro fa i Madagasikara n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:28
sherillalove ( 26/04/2006 12:38)
Andrasako fona anao chérie!
Fanotaniana tsotra : mety ve ny miandy ny olotiany lasa any an tany lavitra?... tohiny
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:29
xxx ( 26/04/2006 11:20)
ireo zaza tsy anilan-dray
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray; Ny momba ny fanabeazana ireo zaza tsy anilan-dray indray no tiako asina resaka kely, matetika izy ireny misy olana any am-pianarany any, ka inona no tokony ... tohiny
ptifou ( 26/04/2006 10:20)
mitady a'i diana pazzapa 3
ZE MAHITA AZY MBA ANOME AHY NY COORDONE ANY ... tohiny
novalian'i ptifou ny 10/05/2006 10:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9599