Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/05/2006 11:35)
fitiavana mamiratra
antson fo,we bandy aty andafy mila fitavana mamiratra aty andafy,otran we tsy aleo ve samy aty an dafy alo no miaraka e,de zay mamaly de hanoratako manokana,de manantena eeeeeeeeeeeee,serieux za an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 07:04
4mimananelatra ( 01/05/2006 09:43)
SIDA eto MADAGASIKARA tsy loza fanairana intsony...
Raha misy cyclone mananontanona ivelan'ny nosy iray dia hoy ny météo hoe ilazàna ireto faritra ireto mbà hampiasa ny loza fanairana...fa raha miteny kosa izy hoe loza mihatra dia efa tafiditra iza... tohiny
xxx ( 01/05/2006 07:22)
MPIVAVAKA MASIRASIRA!!!!
inona marina no tena dikan'io e? mivavaka alahady ve dia mangalatra akoho alatsinainy sa in:?::?:... tohiny
novalian'i prime ny 23/05/2006 11:53
diamondra27 ( 01/05/2006 05:30)
Jésus est-il marié?
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo? discutons... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 12:44
jajaf401 ( 01/05/2006 03:36)
ANNIVERSAIRE
Mampahatsiaro ny 29 fervrier fa reto misy namana arabaina manokana fa nodinganin'ny date d'anniversaire eh! Atao akory fa zay no misy! De Miarahaba an'i raktj sy ajnah teraka ny 31 avril hono, ary m... tohiny
novalian'i sasa ny 06/05/2006 03:42
LazaRandri ( 01/05/2006 01:36)
Kitoatoa
asa ianareo raha mba namaky an'ilay boky hoe [b]sirach[/b] ao amin'ny [b]apocrypha[/b]? Raha tsy mbola namaky dia aza mamaky fa toy ny "[i]hatsikana sy lalao[/i]" ny ao ary [i]mifanohitra tanteraka[/i... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:00
xxx ( 30/04/2006 18:51)
Isika bandy hono ry zalahy refa mijery sipa dia....
Be ny sipa nanontany ahy hoe fa maninona kay ianareo bandy refa mijery sipa dia tsy maintsy ao ambanimbany ao aloha no jeren'ny maso voalohany ... Dia hoy aho hoe normaly e ...asa ny an'ny sipa aloha... tohiny
novalian'i dylan007 ny 09/11/2006 09:01
ravakamalala ( 30/04/2006 16:46)
hafatra
Rehefa mandray hafarta aho dia misoratra menamena be ery ambony am ankavia hoe hafatra vaovao, mamaky ilay hafatra aho, mamaly (raha ohatra ka...) na mamafa (raha ohatra ka...) dia avy eo aho miverin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2006 04:19
ainaheri ( 30/04/2006 11:32)
Sarko
Vao tsy ampy herinandro ndray nanao vava tsy ambina ngahy rainy "nareo vahiny reo aza be menomenona fa refa tsy mazaka tsy itako ny tokony ijanonana eto fa ndana mody"" Hay izy iny tsy tena frantsa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 20:08
Safidiko ( 30/04/2006 09:49)
Clandy te-hody!mba mila hevitra aminareo
Manaona daholo, Za dé clandy mipetraka eto france,3 ans zay,te-hody amin'izay za fa tsy tamana aty intsony,te-hamonjy ny fianakaviana any Dago, Sao dia mmba misy manankevitra ianareo hoé ino... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 13:49
petsambava ( 30/04/2006 08:38)
Toa miverin-dàlana anie isika izany e!...
Raha ny zavatra hita sy tsapa dia toa miverin-dàlana mihintsy isika gasy na ara-pôlitika na ara-economie na toe-karena. -Ara-pôlitika dia miverina ny jadona sy ny tsy refesi-mandidy ,raràna ny mp... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 03:42
rabaradaka ( 30/04/2006 07:17)
Mpano-tsaina vazaha
Hono hoy aho, tamin'ny fitondran'Itpkl Tsiranana ve nisy mpanolo-tsaina vazaha nafarana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:44
rabaradaka ( 30/04/2006 06:38)
Tsy misy La gazette de grande Ile
Mba liana amin'ity famakiana gazety ny havanao, fa izao anefa : tsy misy La gazette de grande Ile (GDI) intsony eny ambony fiaramanidina Air Madagasikara. Fa nahoana kosa e ? Asa na mba fantatry dadat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 09:00
kiali ( 29/04/2006 21:06)
iza !!!
iza no tia an'ah fa hividianako bonbon gasy ohhh! de entiko mitsangatsangana eny @ lac anosy !... tohiny
novalian'i kiali ny 06/05/2006 09:11
Fiffi ( 29/04/2006 18:05)
PSG contre OM
Ahoana ry zalaha aaaahhhhh ! ahoana ny fijerinareo ity match PSG contre OM ity eh ? Iza no mety handresy @ ireo raha ny fijerinareo azy ?... tohiny
novalian'i vale ny 06/05/2006 20:11
xxx ( 29/04/2006 17:11)
Toa lasa fitaovana ny vehivavy ankehitriny !!
Mety maro angamba no gaga hoe fa nahoana no toy io ny titre ..nefa dia raha mandinika aho diso lasa Fitaovana marketing ny vehivavy ankehitriny ...Raha misy zavatra tiana hatao na amidy dia vehivavy m... tohiny
novalian'i koezy ny 04/06/2006 15:08
dadin ( 29/04/2006 16:22)
NY vehivavy
Fa inona ny mahatonga ny vehivavy amin'ny ankapobeny mitataka ny bandy foana e. Misy na dia efa manambady aza dia mbola ao foana ilay eritreritra fanadaniam-bola tsy dia misy antony. Sa ve noho ny fif... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:11
madagasikara ( 29/04/2006 16:16)
Ny tombotsoa azo eto
Manao ahoana daholo, Lazaina fa betsaka ny tombotsoa azo eto rehefa mameno ny " mombamomba anao". Inona avy kay izany tombotsoa izany? Misy afaka mamaly ve? Misaotra an'izay mamaly ary o.... tohiny
novalian'i cutie ny 02/05/2006 21:00
xxx ( 29/04/2006 15:20)
mbola vao mpifankatia dia efa mifamono sahady..
GAGA sy talanjona ny tena nahita mpifankatia omaly ,tsy ho lazaiko ny toerana .Toa olona mbà maha ny maha izy azy ihany nefa dia mifamono ..Hoy aho tato antsaiko hoe koa maika fa hivady ireto izany t... tohiny
vale ( 29/04/2006 14:24)
site afahana mi"télécharger" antivirus "gratuit"??!
Sao dia misy mahafantatra site ahazoana mi-télécharger antivirus gratuit amintsika namana? misaotra betsaka!:wink:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 12:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.5444