mbola vao mpifankatia dia efa mifamono sahady..

1. xxx ( 29/04/2006 15:20)
GAGA sy talanjona ny tena nahita mpifankatia omaly ,tsy ho lazaiko ny toerana .Toa olona mbà maha ny maha izy azy ihany nefa dia mifamono ..Hoy aho tato antsaiko hoe koa maika fa hivady ireto izany tsy looooza!!!:°):°)
2. vale ( 29/04/2006 15:31)
:-D:-D
3. pissoa ( 29/04/2006 15:46)
Raha izaho manokana aleoko toy izany. Rehefa mibarakay de mirava izany kou, de mitady vaovao njay rehefa vonona ny saina :roll::roll: Toy izay hoe hanarontsaron'olana sy hanafinafin-toetra satria "mbola vao mpifankatia", dia rehefa teny mivady vao hanenina sy hanitsakitsaka ny mariazy. :evil::wink:
4. xxx ( 29/04/2006 15:51)
marina zany cause zany ry pissoa , tonga dé solona refa tsy bonne...
5. xxx ( 29/04/2006 16:13)
Le sipa koa @ io tsy manaiky mihintsy vao midaroka ilay bandy dia mamaly ...Izaho anefa mahita fa la violence n'est pas une solution !!!tsy aleo ve mifampiresaka e tsy misy zavatra tsy vitan'ny dialogue e!:?:nefa asa izay hevitry ny sasany
6. Fiffi ( 29/04/2006 16:39)
raha mifamono tahak'izany tsy aleo tonga de ravana alohan'ny andehanana lavitra !
Mba mahita hatao koa zany olona zany an!
7. fasaly ( 29/04/2006 16:42)
eisssssss: efa hifanaovana zany ny azy kou mety zay no mahampifankatia azy reo sy mampiaraka azy roa mitovy toetra:°):°):°):°):°)aza mifana-gila maso sy manapotsaka molotra fotsiny raha izay de ho horera be ny toe-javatra.....:°);-)
8. diamondra27 ( 29/04/2006 17:04)
ka ambiance daholo izany koa

nefa moa ny tokony hatao de oe:" mifankatiava tsara raha mbola velon'aina"...
9. fatou ( 29/04/2006 17:14)
diam: ka njainjay ange lay mpifankatia sam manana ny fanehoanjareo ny fitavany e! de matoa zareo mairaka mifamono zany de zay lay charme ny fifankatiavanjareo kouuuuuu!:°):°):°):°)
ny ahy kalou aleoko kalin beuh ihany e!:°):°):^):^)
10. fasaly ( 29/04/2006 17:17)
hummmm! ia! aleo mifanao calin toy izay mifamono zany ka! sady ny ahy vao voan'ny coup ny vatana de efa mangana beuh! kou tsy aleo marina mi fampi calin beuh! mba hafa mintry:P:P:P
11. Fiffi ( 29/04/2006 18:24)
fasaly: raha avy niady be sy nifamono tahak'izany ve akia dia mbola mety ahavita manao calin calin ?
12. pissoa ( 29/04/2006 18:31)
xxx:

Le sipa koa @ io tsy manaiky mihintsy vao midaroka ilay bandy dia mamaly ...Izaho anefa mahita fa la violence n'est pas une solution !!!tsy aleo ve mifampiresaka e tsy misy zavatra tsy vitan'ny dialogue e!:?:nefa asa izay hevitry ny sasany
Marina aloha ny anjy hoe tsy aleo ve mifampiresaka e.
Fa rehefa mamely kosa ve ny iray dia hiaritra fotsiny eo satria vehivavy :{:{ Ka raha tsy hijanona mihitsy izy tsy haratra eo ny farany? Rehefa miady dia na mamely na mitsaoka be kle :roll:=))=))=))
13. fasaly ( 29/04/2006 18:39)
fiffi: raha izay mifamono zay ny fiainanjareo normaly de mety possible rehefa avy mifanikitra vatakorona iny zareo de mifanaikitra molotsa sy lela!!:°):°):°):^):^):^)
14. diamondra27 ( 30/04/2006 05:31)
fatou: =D=D=D
tsy aleo ve ry toutou mihaino mozika toa izay hiady o! avelao ry 'zalah hifandramatra eo fa tairo ny mozikantsika e!inona moa zao le hira alefa?

fa ifanarahana ve le vono sa tsy fidiny sa ahoana e! tsy azoko?
15. xxx ( 01/05/2006 14:34)
Tokony fohanana mihintsy ity fisipasipana ity fa mampididoza ny tanora!
16. Fiffi ( 01/05/2006 14:55)
17. sonwin ( 01/05/2006 17:01)
xxx:

Tokony fohanana mihintsy ity fisipasipana ity fa mampididoza ny tanora!



dia tonga dia hivady tsy misipa izany?
18. Herimiafina ( 01/05/2006 17:25)
=))=))
Tokony tsy hivadivady iznay tsony e angamba e! Avy any daholo ny fottotry ny olana, hehehehe=))=))
19. fasaly ( 01/05/2006 17:25)
:-D:-D:-D:-D
20. zandrikely ( 01/05/2006 18:03)
mampimehy ko ty fasaly ty an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343