mbola vao mpifankatia dia efa mifamono sahady..

21. Fiffi ( 01/05/2006 18:14)
Herimiafina: zany an ? toa mi-demoraliser ny olona mba te-hanambady anie zany eh!
22. ikalakintina ( 01/05/2006 19:07)
marina mitsy ny ani fasaly, fa vitany dolo zany!, HM ka andao ary anao masera sy mopera dolo, de tsy misy manambady e!lol, fa le mifamono tsy lasa e!
23. Fiffi ( 01/05/2006 19:30)
de raha hanao mompera sy masera daholo ny olona de tsy hisy ny mpandova!
24. fasaly ( 02/05/2006 04:20)
ka ny masera sy mopera angah heverinareo fa tsy hiady rehefa sam mifampitaratara ao:^):^):^):^)
25. mamzelkely ( 02/05/2006 04:55)
xxx:

Tokony fohanana mihintsy ity fisipasipana ity fa mampididoza ny tanora!



de aôna zany ra mhita bandy tiko sy tia ahy zah zany de ts manao sipa klou zay fa toundé mivady veuu hummmmmmmmmmmm lalina zany klé kalou handinika :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311