Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 26/04/2006 08:21)
Sarintsiky (smilies) eto @ serasera
Betsaka isika no manontany hoe ahoana no fametrahana ny sarikely tahaka ny :-) sy ny =(( koa azonao jerena amin'ity rohy eto ambany ity daholo ilay izy. Raha te hampiseho =(( ohatra dia soratana ho... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/06/2007 17:17
colar ( 26/04/2006 08:10)
fanomezana
misy trano gratuit ho an zay ho aty italie hanao vac,zay tonga avant fin mai ihany an... tohiny
novalian'i sasa ny 28/04/2006 04:31
colar ( 26/04/2006 08:05)
fitiavana
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.... tohiny
novalian'i kozboobak ny 16/07/2006 04:48
mamzelkely ( 26/04/2006 05:46)
vehivavy tia hard rock
hono hoa ry zareo aôna kay ny mba fijerinao ny vehivavy mankafy ny gado-kira mavesatra genre ACDC SOAD (system of a down) sns reny :lol:... tohiny
zandikely ( 26/04/2006 00:00)
Ethanol - Vahaolana iray aminy Fikaran'ny vidiny Essence
Manoloana ny fiakarany vidiny essence, ry zareo bresilianina, tena efa lasa lavitra aminy fampiasana ny Ethanol. Ohatra ny 7 sur 10 ny fiarakodia nivoaka farany ao San Paolo dia mandeha aminy Ethanol ... tohiny
novalian'i MOORE007 ny 07/05/2006 08:19
cutie ( 25/04/2006 20:32)
ho anao (tosy)
Mba iza no mahay ny tonon'io hiran'i tosy "ho anao" io ? Hitako ao @ rvg fa tsy haiko ny tonony nefa za anisan'ny mpandahatra an'io hira io foana. ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2006 18:25
petsambava ( 25/04/2006 19:56)
Hita sy tsapa fa miha roboka @ fisotroana toaka ny tanora!!
Zava-doza !!izay angamba no azo ilazàna azy ny fahitàna ireo tanora eto an-tanindrazana roboka @ fisotroana zava- mahamamo toy ny toaka sy ny labiera ...Inona no antony? ao ny tsy an'asa ,ao ny mana... tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2006 10:36
harilova ( 25/04/2006 18:46)
sarivongana
manompo sampy ve ny manaja ny sari-vongana na sary hafa?... tohiny
novalian'i harilova ny 08/07/2006 05:55
dadabe ( 25/04/2006 15:04)
Arimalala
@ fomba malalaka tsy misy bedy eto a de @ maha hatsika azy de @ maha lalao azy [b] "mba lazao zah ry zalahy raha efa teraka marina i arimalala a, lahy sa vavy ??[/b]... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 08:39
gasypantin ( 25/04/2006 14:32)
vonjeo! ny fahantràna eto DAGO dia toy ny olona iray......
Ny fahantràna eto MADAGASIKARA dia mitovy @ vehivavy iray efa hiboridana...jereo tsara fa ny ala efa 16 % sisa no misy (efa STRING )sisa raha mijery vehivavy iray nefa mbola mitohy ny fandripahana ..... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 17:34
4mimananelatra ( 25/04/2006 13:36)
INONA KAY NO MBOLA ANTENAINA @ OLONA TOY ITONY E?
Mbà manontany tena ahy hoe inona re no mbola antenaina @ olona ohatr'itony jereo fotsiny ny sariny tsy hanonona anarana aho ! http://www.madanight.com/madagascar-photo-26619.htm Isan'ny olona n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:29
xxx ( 25/04/2006 13:03)
Ny fampiharana ny lalàna mihintsy no tena MAMPAHANTRA e!...
NUL n'est censé à ignorer la loi...mahay ny dikan'io daholo angamba isika sanatria tsy midehaka fa hitarintsika io ao ambany kely ao. Ny zavatra tena tsikaritra aty @ 1/3 monde dia hita mibaribary... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:31
xxx ( 25/04/2006 11:43)
VOLAM-PIANGONANA AVY DIA MISY MANODINA!!!!
Mahavariana mihintsy ny fisainan'ireo olona sasany @ izao fotoana izao noho ny hamafisan'ny fiainana!!zava-niseho ary scandale en pleine messe herintaona lasa izay tao @ fiangonana KATOLIKA iray tao A... tohiny
novalian'i niryna ny 09/12/2006 04:24
Rafotsy ( 25/04/2006 11:30)
Antsary manga
Manao ahoana daholo ! Izaho mba mitady recette antsary manga ilay tahaka ny avy any Diègo ireny ( ilay ao anaty tavoangy , sy misy sakay kely ) Misaotra mialoha izay afaka manoné !... tohiny
novalian'i Fanja1 ny 26/04/2006 13:23
xxx ( 25/04/2006 10:09)
FA MANINONA KAY ISIKA GASY NO TSY MANAIKY HOE MAHANTRA ?
Mahagaga ! ary maha lasa saina fa ny ankabeazan'ny malagasy dia tezitra refa tenenina hoe mahantra NEFA dia hita fa marina fa MAHANTRA! niteraka resa-be ilay reportage FR3 indray mandeha iry tezitra h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 21:00
4mimananelatra ( 25/04/2006 09:22)
INFLATION eto MADAGASIKARA mampieritreritra!!!!
Mampieritreritra ary tena mahalasa saina ihany ny inflation na ny fidangan'ny vidim-piainana eo MADAGASIKARA eto !!!ny toe-karena(économie) dia ny carburants na ny solika no fototra iray andehanany a... tohiny
besorongola ( 25/04/2006 08:28)
Fa mankaiza daholo ireo olona tsy hita isan'andro ?
Tsy fantako nareo fa mba gaga ihany aho fa isaky ny misy " FILAZANA SAMIHAFA " ao @ radio dia toa olona very na tsy hita no betsaka. Taloha mba nisy ihany izany fa ankehitriny dia efa saika tsy misy... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 04/05/2006 14:47
mamy23 ( 25/04/2006 08:09)
Mitady reparateur USB Mp3
Manana USB Mp3 radio aho nefa tsy mandeha tsara. Ny USB dia mandeha tsara tsy misy olana mihitsy, fa ny power On mandefa ny radio na mp3 tsy mahazo mihitsy. Nisy pile nitsonika tao dia izay no mety ts... tohiny
novalian'i mamy23 ny 26/04/2006 04:00
soanja ( 25/04/2006 02:54)
Broke Back Mountain
Mba tianareo ve ilay Broke Back Mountain. Izaho mantsy dia tena latsa-dranomaso. :(... tohiny
novalian'i cutie ny 20/10/2006 01:54
soanja ( 25/04/2006 02:40)
Babaique, Tsy nampoiziko
Azafady indrindra fa mba mitady an'ilay hiran'ny Babaique sy Cynthia ilay atao hoe " Tsy Nampoiziko" fa tena ankafiziko tanteraka. Misaotra mialoha o. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 12:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.279