Manana USB Mp3 radio aho nefa tsy mandeha tsara. Ny USB dia mandeha tsara tsy misy olana mihitsy, fa ny power On mandefa ny radio na mp3 tsy mahazo mihitsy. Nisy pile nitsonika tao dia izay no mety tsy mampandeha azy. Mino aho fa ny alimentation no misy tsy mety kely.
Sao dia mba misy mahay manamboatra azy ianareo na mahita olona afaka manao izany.
Misaotra mialoha @ fanampianareo ahy satria tena miasa betsaka amiko ilay izy indrindra moa fa ny enregistrement.