Mitady reparateur USB Mp3

1. mamy23 ( 25/04/2006 08:09)
Manana USB Mp3 radio aho nefa tsy mandeha tsara. Ny USB dia mandeha tsara tsy misy olana mihitsy, fa ny power On mandefa ny radio na mp3 tsy mahazo mihitsy. Nisy pile nitsonika tao dia izay no mety tsy mampandeha azy. Mino aho fa ny alimentation no misy tsy mety kely.
Sao dia mba misy mahay manamboatra azy ianareo na mahita olona afaka manao izany.
Misaotra mialoha @ fanampianareo ahy satria tena miasa betsaka amiko ilay izy indrindra moa fa ny enregistrement.
novalian'i mamy23 ny 26/04/2006 04:00
2. hery ( 25/04/2006 09:36)
Aiza ny toerana misy anao?
3. mamy23 ( 26/04/2006 04:00)
Aty Tana e. Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068