fitiavana

1. colar ( 26/04/2006 08:05)
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.
novalian'i kozboobak ny 16/07/2006 04:48
2. ari.malala ( 26/04/2006 09:36)
fitiavana inona le zaraina?
3. mamzelkely ( 26/04/2006 10:26)
de tena sahinao tokoa ve ry colar :-D:-D
4. ratatix ( 26/04/2006 11:42)
efa sahy izy izany fa masahia e
nareo anie le sahy tsy hita nareo fa le kiafina ihany e no sahinareo
5. Fiffi ( 26/04/2006 12:17)
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,
mazava be kosa zany eh! de maniry anao ahita ny soa ry colar
6. mamzelkely ( 26/04/2006 12:34)
de m ahita ny soa ry colar aza eee:-*:-*
7. Herimiafina ( 26/04/2006 17:11)
colar:

mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.


Satria be dia be ny fitiavana ao aminao dia ny fanontaniako dia iray ihany ve sa maromaro ny vehivavy ilainao? hehehehe:-D
8. diamondra27 ( 26/04/2006 17:32)
colar: tanjemo sao aolanao le mpanao vankasy aza an!
bediko enao raha tsy hendry an!

mahitĂ  ze irinao e!
9. cutie ( 26/04/2006 18:25)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 26-04-2006 22:11:03
Lohateny : Re : fitiavana
Hoy i colar:

mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.



Satria be dia be ny fitiavana ao aminao dia ny fanontaniako dia iray ihany ve sa maromaro ny vehivavy ilainao? hehehehe

iray ihany no ilainy koa :-D:-D:-D:-D
10. colar ( 27/04/2006 06:57)
marina zany ka, iray ihany,ary ho soratana ary am vavolombelona,ary mety tsy hiserasera ntsony zay roa am zay fa zay rery sisa no miserasera,:-D
11. ari.malala ( 27/04/2006 06:58)
manao avocaten'i colar njay cutie an :-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 27/04/2006 07:47)
ari.malala: ka ilaina io kah! :-D:-D
13. mamzelkely ( 27/04/2006 08:45)
colar de ts avelanao hiserasera trony kosa ve izy :-D:-D
14. cutie ( 27/04/2006 09:08)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 27-04-2006 11:58:11
Lohateny : Re : fitiavana
manao avocaten'i colar njay cutie an

ngamba :-D:-D:-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 27/04/2006 09:23)
colar: zay le tsy mety , aiza enao no ahita fa tia tena; enao irery no niserasera fa izy tsy avelanao , hummmm tsy mety zany fa ovay haingĂ na
16. diamondra27 ( 27/04/2006 09:24)
tsy fitiavana izany fa fitiavantena

fitiavana= partage
17. colar ( 27/04/2006 09:33)
ka am zay fotona zay ange tsy hanam potoana ntsony zahay fa aleonay mampiaraka manerana an roma toy zay hiresaka aminareo eto e:-D:-D:-D
18. cutie ( 27/04/2006 09:37)
colar:-D:-D:-D:-D:-D
19. colar ( 27/04/2006 10:21)
na aleonay sy cutie ohatra mitety an etat unis toy zay hanao be resaka eto ko:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 27/04/2006 10:23)
eny wa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3678