fitiavana
1. colar
(
26/04/2006 08:05)
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.
répondu par kozboobak le 16/07/2006 04:48
4. ratatix
(
26/04/2006 11:42)
efa sahy izy izany fa masahia e
nareo anie le sahy tsy hita nareo fa le kiafina ihany e no sahinareo
nareo anie le sahy tsy hita nareo fa le kiafina ihany e no sahinareo
5. Fiffi
(
26/04/2006 12:17)
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,mazava be kosa zany eh! de maniry anao ahita ny soa ry colar
7. Herimiafina
(
26/04/2006 17:11)
colar:
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.
Satria be dia be ny fitiavana ao aminao dia ny fanontaniako dia iray ihany ve sa maromaro ny vehivavy ilainao? hehehehe:-D
8. diamondra27
(
26/04/2006 17:32)
colar: tanjemo sao aolanao le mpanao vankasy aza an!
bediko enao raha tsy hendry an!
mahità ze irinao e!
bediko enao raha tsy hendry an!
mahità ze irinao e!
9. cutie
(
26/04/2006 18:25)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 26-04-2006 22:11:03
Lohateny : Re : fitiavana
Hoy i colar:
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.
Satria be dia be ny fitiavana ao aminao dia ny fanontaniako dia iray ihany ve sa maromaro ny vehivavy ilainao? hehehehe
iray ihany no ilainy koa :-D:-D:-D:-D
10. colar
(
27/04/2006 06:57)
marina zany ka, iray ihany,ary ho soratana ary am vavolombelona,ary mety tsy hiserasera ntsony zay roa am zay fa zay rery sisa no miserasera,:-D
14. cutie
(
27/04/2006 09:08)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 27-04-2006 11:58:11
Lohateny : Re : fitiavana
manao avocaten'i colar njay cutie an
ngamba :-D:-D:-D:-D:-D
15. diamondra27
(
27/04/2006 09:23)
colar: zay le tsy mety , aiza enao no ahita fa tia tena; enao irery no niserasera fa izy tsy avelanao , hummmm tsy mety zany fa ovay haingàna
17. colar
(
27/04/2006 09:33)
ka am zay fotona zay ange tsy hanam potoana ntsony zahay fa aleonay mampiaraka manerana an roma toy zay hiresaka aminareo eto e:-D:-D:-D
19. colar
(
27/04/2006 10:21)
na aleonay sy cutie ohatra mitety an etat unis toy zay hanao be resaka eto ko:-D:-D:-D:-D