fitiavana

21. ari.malala ( 27/04/2006 10:55)
mba ilazao vaovao ny namana aza ra zany e :-D:-D d bonne noce nareo mitsam
22. colar ( 27/04/2006 17:39)
tsy misy manolana zany ra diamondra fa refa tsy azo am zaode misaraka tsisy maratra aky a,:-D:-D:-D,samy hafa ko ange ny we mpanao vac sy ny we antson fo e,refa vac de vac refa fitiavana de fitiavana,tsy avokan ol pub eo ve ra manao fopla eo :-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 27/04/2006 18:17)
ari.malala:

manao avocaten'i colar njay cutie an :-D:-D:-D:-D


I cutie angaha tsy lanin'i colar? hehehehe=))=))
24. cutie ( 27/04/2006 18:50)
nga izy mpihinan'oul:-D
25. sasa ( 28/04/2006 04:35)
colar avia aty haingana :*:*:*:*:* za miandry fotsiny aty an-tranotsika kay lozanao miserasera aty fotsiny :*:*:*
26. diamondra27 ( 28/04/2006 04:59)
colar: de mirary soa anareo zany e! fa omeo vaovao tsara ihany zahay an!

sasa::wink:

27. kiali ( 03/05/2006 15:00)
teneno zah refa mahita elah colar fa anao fampilazana koa zah an!
28. sasa ( 04/05/2006 07:22)
kiali sy diams efa nahita an'ahy izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. colar ( 04/05/2006 07:37)
hahahhaha,ka refa tsitanareo matetika eto ntsony za defa kopy nareo zay we nahita lery de naleony nanao volantantely toy zay nanao resaka matavy hihiiihi
30. Angie ( 04/05/2006 07:59)
Tena manatavy resaka marina lay razoky :lol:
Aleo hilamina ry zareo a. tadidio fa eto virtoaly an sao misy sempotra eo.
:P
31. xxx ( 04/05/2006 09:16)
sempotry ny inn zany ry angie
32. cutie ( 04/05/2006 09:36)
Angie koa manimba resaka :-D:{:{
33. colar ( 04/05/2006 09:54)
hita wa ko ,resaka efa matavy tsara iny ko we inn a innn ,tssss,:-D:-D:-D:-D
34. cutie ( 04/05/2006 09:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
35. sasa ( 09/05/2006 03:53)
colar hi hihihih :-D:-D lasa mahia indray izany zao le resaka teo ve :-D:-D:-D
Angie :-*:-*
36. diamondra27 ( 09/05/2006 04:53)
colar: mbola eto ihany elah an! ndana @izay manao volantantely fa tsy eo no...
37. colar ( 11/05/2006 10:00)
nde hanao volantantely eto amin serasera klo fa tsss,:-D:-D:-D:-D,milay be le misotro kely no mikozy bobaka,volantantely zany marina:-D:-D:-D
38. Fiffi ( 11/05/2006 10:58)
:-D:-D:-D:-D
39. colar ( 29/05/2006 09:53)
fa i cutie ange tsy sahy miseho amiko mintsy ra herimiafina e,ela ihany hono no tiny,hihihihih,fa akamako izy ka,ny ana efa i........:roll::roll::roll:
40. cutie ( 30/05/2006 19:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
i colar tsinona mahasosotra ka:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484