Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rafotsy, milahatra araka ny daty
Rafotsy
(
07/11/2008 16:06)
Sakafo krismasy sy taom-baovao !!!
Manao ahoana daholo indray !
Tsy ho ela dia ho tonga indray ny fety !
Zah no mandray ny fianakaviana @ ity raiky ity !
Tiako hatao sakafo gasy ny plat de resistance ! Vorontsiloza sy henakisoa no t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/11/2008 18:01
Rafotsy
(
19/11/2007 18:51)
Sakafo gasy @ didi-poitra
Salut daholo indray o !
Mba mangataka aminareo aho raha misy manana recettes ( ilay tena gasy an ) fanaovana composé , fanaovana saucissess gasy sy izay sakafo hitanareo fa tsara !
Ilay izy , soirĂ...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 30/11/2007 18:46
Rafotsy
(
11/05/2007 10:25)
Mitomany ny foko !!
Salut daholo !
Tsy dia haiko na eto no tokony hametrako ity !
Anniversaire ny nahaterany zanako lahimatoa androany , tokony ho 31 ans izy raha velona teo , kanefa moa dia izay ny sitrapon' Andiamani...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:36
Rafotsy
(
08/04/2007 19:16)
Mangataka toni-kira !
Manao ahoana daholo Ă´ !!
Sao mba misy manana ny tonin'ity hira ity nareo :
o isa o , o isa o , isaky izay mahatsiaro anie aho ka malahelo ,
o roa e , o roa , rohizan'ilay olon-tiako anie ka tsy af...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 16/04/2007 14:00
Rafotsy
(
28/02/2007 11:30)
SMS @ portable hoe rappeler o fa nahazo loka ianao
Salut daholo !
Tsy fantako na eto no tokony hamoako ity !
Zah dia naharay Sms nilaza hoe : votre n° a été tiré au sort et vous avez gagné 1 pack vidéo ou 3000€ ! Veuillez appeler le n°....p...
tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:51
Rafotsy
(
21/07/2006 16:00)
Fotoanany courgettes izao
Manao ahoana daholo indray !
Ity omeko recette courgettes farcies :
- courgettes izay tiana ary sasana 2 sens longueur dia esorina @ sotrokely ilay pulpe ao anatiny dia teteina madinika
- voatabia...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 04/08/2006 17:39
Rafotsy
(
23/06/2006 04:12)
17ème Convention Annuelle
Ary misy namana ve hanatrika io convention any Troyes io du 10 au 16 Juillet 2006 ?
Za manko mba manampikasana "hijerijery" any ka faly raha mifanena @ namana serasera eto !...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 24/06/2006 16:57
Rafotsy
(
22/06/2006 04:44)
Efa nisy namaky Baiboly -de la Genèse à l'Apocalypse ve ?
Manao ahoana daholo Ă´ !
Mba manotany aho : efa nisy ve tamintsika ireto no efa namaky ny Baiboly voalohany ka hatramin'ny farany ? ( de la genèse à l'apocalypse izany ) !
Izahay efatra mianaka m...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 17/04/2025 18:21
Rafotsy
(
09/06/2006 03:23)
Manao ahoana daholo o !
Tsy dia fantako fa te hiarahaba anareo rehetra aho vao nifoha !
Ka dia bonjour daholo ianareo namana rehetra tsy ankanavaka , bonne journée ary koa bon week end !:-* ...
tohiny
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:48
Rafotsy
(
30/05/2006 13:19)
Riz gluant
Salut daholo !
Mba misy afaka manoro ny fandrahona io vary io ve , fa izaho manandrana fa tsy mety mihintsy ! Naraiko ny mode d'emploi t@ ilay sac de riz fa tsy nahafa po , nijery tao @ marmiton.com ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 14:29
Rafotsy
(
23/05/2006 15:55)
Misy magasin na prothèse auditive ve any Dago ?
Tonga aty 2 volana ny rafozako ka tianay hividianana appareil auditif !
Rehefa naka renseignements izahay dia mila 3 na 4 mois eo momba ny adaptation n'ilay apparei ! Izy anefa 2 mois fotsiny no mija...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 29/05/2006 11:25
Rafotsy
(
25/04/2006 11:30)
Antsary manga
Manao ahoana daholo !
Izaho mba mitady recette antsary manga ilay tahaka ny avy any Diègo ireny ( ilay ao anaty tavoangy , sy misy sakay kely )
Misaotra mialoha izay afaka manoné !...
tohiny
novalian'i Fanja1 ny 26/04/2006 13:23
