Riz gluant

1. Rafotsy ( 30/05/2006 13:19)
Salut daholo !
Mba misy afaka manoro ny fandrahona io vary io ve , fa izaho manandrana fa tsy mety mihintsy ! Naraiko ny mode d'emploi t@ ilay sac de riz fa tsy nahafa po , nijery tao @ marmiton.com koa fa torak'izany ihany ! Ka mba omeo recettes fa mbola misy betsaka ilay vary ! Misaotra mialoha o !
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 14:29
2. Fiffi ( 30/05/2006 13:52)
Rafotsy ireo aloha misy an! http://terroirs.denfrance.free.fr/p/techniques_de_base/riz_gluant.html http://www.aufeminin.com/w/recette/r2232/riz-gluant.html http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/forum/discussion/525/1/reussir_le_riz_gluant.shtml
3. Rafotsy ( 30/05/2006 14:06)
Fiffi : misaotra fa ny problème ko tsy mety translucide ilay vary rehetra fa ny ambany akaiky ny vapeur iny no tsara fa ny eo ambony mbola tena vary be ! Ka asa na tokony avadika na ahoana :?::-*
4. Fiffi ( 30/05/2006 14:29)
Rafotsy: ny ahay aloha de ny fampesaiko an'io riz gluant io de rehefa manao mofo menakely na mofo gasy zah an! fa raha hoe zavatra hafa de tsy aiko loatra.
Fa efa nahandro hiany aloha zah an! de sasana t@ rano mangatsiaka aloha , mandra-paha ahafaka ny amidon le rano fotsy be iny an! de zay vao ataoko anaty rice kok de zay fotsiny an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3212