SMS @ portable hoe rappeler o fa nahazo loka ianao

1. Rafotsy ( 28/02/2007 11:30)
Salut daholo !
Tsy fantako na eto no tokony hamoako ity !
Zah dia naharay Sms nilaza hoe : votre n° a été tiré au sort et vous avez gagné 1 pack vidéo ou 3000€ ! Veuillez appeler le n°....pour recevoir votre gain !
Tsy namaly aho fa hoy ny zanako hoe arnaque io Maman , tu vas te trouver avec une facture de 4000€ si t'appelles ! Dia nahazo SMS de rappel indray aho !
Misy taminareo ve efa nahazo SMS tahaka izany ?
Ny n° portable aloha dia ny fianakavina sy ny fournisseur ihany no manana azy , satria tsy tadidiko na ny n° ary ny fixe no omeko raha misy ilana téléphone !
Misaotra izay mamaly !:-*:-*:-*
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:51
2. kelly13 ( 28/02/2007 11:36)
za efa nahazo, il y a 1an zay, fa d tena arnaque b manadala io fa tandremo an! aza miantso mihintsiny fa na hanao rappel injato aminao eo izy refa tsy miantso enao d vizana ry zareo!
3. Fiffi ( 28/02/2007 11:44)
heu.....tandremo kosa fa misy marina ireny an ! zah aloha de efa nahazo eh ! de niantso zah de nomeny ahy ny adresse angalana le loka......de no-verifiéko teto @ net de tena marina le izy.....
de lasa tany zah ary tena nahazo loka beeeeeee milay be mihintsy.......
4. mbaliana ( 28/02/2007 12:15)
raha ohatra ka ny serveur ny raiseau -nao no manome dia izy zay... afaka verifier-nao tsinona iny miantso an-dry zareo fa raha hafa dia aza matoky...
5. caprio ( 28/02/2007 13:40)
Za maharay an-reny foana fa mbola miantso aloha hianao dia avy eo verifieny ny loka azonao na io vola na cd na logo jereo fa efa marihiny tsara we 1pack vidéo na vola
6. Fiffi ( 28/02/2007 13:48)
hummmm.....tena vao resaka t@ journal TF1 teo mihintsy io an ! tandremo hiany eh !
7. Rafotsy ( 28/02/2007 16:05)
Misaotra anareo rehetra namaly !
Izy moa nametraka n° ihany ka ho antsoiko eny @ cabine !
Fiffi : Inona kay ilay tao @ info n'i TF1 ?
Caprio : ka io voalazanao io mihintsy ange ilay sms azoko e !
Misaotra e !:-*:-*:-*
8. hery ( 28/02/2007 16:20)
Ary tsy azo antsoina amin'ny cabine ve ilay numero ohatra hitsapana azy? :-)
9. Fiffi ( 28/02/2007 17:00)
Rafotsy: ny resaka tao de hoe tandremo fa arnaque daholo zay ttsy na antso avy @ phone azonao hoe nahazo loka zao sy zao enao.....
Raha ohatra hono ka tena marina zany de courier no halefan'zareo satria tirage au sort io.....ary tsy misy na de 1c aza haloha.....

hery: azo hatsohina phone cabine io kah....ny olana fotsiny de lafo be satria tsy maintsy 08 io....mety ho lany eo ny 7,50€ nefa tsy misy vokany akory fa lazainy hoe "pré-tirage" le izy...
10. niryna ( 03/03/2007 06:47)
hery:

Ary tsy azo antsoina amin'ny cabine ve ilay numero ohatra hitsapana azy? :-)


Ny volanao fotsiny no lany fa tsy misy akory.

11. diamondra27 ( 07/03/2007 06:39)
tandremo ihany akia ry rafotsy a!
arnaque daholo izany, iza no hanome vola maimaimpoana anao eo, fa na manome aza izy dia misy tanjony ao.

Ny hitako aloha fa tsy haiko na efa mihanaka ilay izy na tsia fa tany chine aho dia nisy olona mandefa SMS ka raha mamaly an'iny ianao dia mihena ny kaontinao ,ohatra we manana credit 30RMB ianao dia raha mamaly an'iny dia raim sy valo dia miteny le opérateur we efa tsy ampy ny credit-nao fa tokony chargé-na
Amin'ny voalohany aloha raha tsy mahalala dia gaga wae fa ahoana? nefa vao haingana za no ni-charger de lany sahady ve?

Misy karazany maro ny arnaque azo atao , fa mitandrema fotsiny

efa nadefa size teto ihany koa za nampitandrina ny namana @le we numero tsy tokony valiana fa tonga de potika ny portable-nao , tsy azo ampiasaina intsony fa andefany virus
(miaka tsiny fa tsy tadidy tsony le numero)
12. Fiffi ( 08/03/2007 10:17)
Rafotsy: de nanao ahoana nihafaran'le izy ?
13. Ralay ( 08/03/2007 12:05)
Fa nanao inona tany chine i diamoandra27 :lol: any anie ka betsaka mpitroka credit e :wink: tsy efa chargé ve njy niverina avy any :lol:
14. Fiffi ( 09/03/2007 07:48)
fa aleo mitandrina @ ireny fa arnaque be....
15. Rafotsy ( 09/03/2007 09:10)
Salut daholo indray !
Nandefasako SMS izy dia novaliny SMS ihany koa hoe tokony hiantso n° téléphone nomena : 1€70 ny connexion avy eo 34 centimes ny minute , naika nividy carte ihany aho fa nadaboko any fa toa hanambaka fotsiny !
Toa arnaque bé ilay izy , satria betsaka koa ny olona mahazo an'io , ary enfin de compte tsisy lot izany akory hono !
Bonne journée daholo e:-*:-*
16. Fiffi ( 09/03/2007 09:23)
zay ary le arnaque be ! shhhh !! aleo hiany hoa mitandrina an ! :-*:-*:-* Rafotsy
17. tolona ( 09/04/2007 23:51)
ary raha mail ndray de ra tsy arnaque de virus mamotika ordinateur
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243