17ème Convention Annuelle

1. Rafotsy ( 23/06/2006 04:12)
Ary misy namana ve hanatrika io convention any Troyes io du 10 au 16 Juillet 2006 ?
Za manko mba manampikasana "hijerijery" any ka faly raha mifanena @ namana serasera eto !
novalian'i Rafotsy ny 24/06/2006 16:57
2. Fiffi ( 23/06/2006 04:48)
tena efa lasa vakansy mihintsy zah @ io an! Fa inona io ? convention @ inona ?
3. Rafotsy ( 23/06/2006 05:38)
Ilay izy toa Convention karakarainy Sampana Fifohazana !
Tsy dia afaka milaza be loatra aho satria izao vao hanatrika ary tsy mahalala loatra ilay fifohazana fa mba te - handalina koa e !
Bonnes vacances izany fiffi e !
4. Fiffi ( 24/06/2006 04:19)
Rafotsy: de mba hilazao vao2 hiany rehefa avy any ianao . :):-*
5. marozevo ( 24/06/2006 09:13)
Tokony mba nasain'i rafotsy jerena aloha izay rohy manazava izany vao manontany. Na lazaina amin'ny teny fohifohy.
6. Rafotsy ( 24/06/2006 16:57)
marozevo:

Tokony mba nasain'i rafotsy jerena aloha izay rohy manazava izany vao manontany. Na lazaina amin'ny teny fohifohy.

Ka araka ilay teniko anie tsy dia mahalala koa aho fa ny namana no ni invite e !
Fpma - sampana fifohazan-panahy no manao azy - 17 eme convention annuelle - 10 au 16 juillet au Lycée Agricole Saint Pouange - forfait 1 semaine 75 euros par participant ( hebergement et repas )journalier (hebergement et repas ) 20 euros / participant
Enfant de moins de 4 ans gratuit .
Mbola hanontany aho raha misy site dia omeko eto ihany !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.628