Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lapino ( 24/04/2006 21:06)
Tsy fahadisoan'ny mpitondra
"Tsia, tsy fahadisoan'ny mpitondra fa fahadisoan'ny vahoaka ny tsy fandrosoana." Hadihadio sy fakafakao. Raha izany moa no laza adina amin'ny bac, ahoana angaha no mety ho hevitry ny ankizy e?! Ary... tohiny
novalian'i marozevo ny 12/05/2006 21:35
Herimiafina ( 24/04/2006 17:29)
Hira années 60.
Misy tononkira ity, mitady ny mpihira azy sy ny lohanteniny aho. Asa ianareo mpankafy années 60 raha mahay azy? -Vehivavy no mpihira. -Tonony: [i]Je n'ai jamais su te dire. Les mots que tu atte... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 09:00
kala ( 24/04/2006 14:40)
J - 20 - Veloma mandra-pitafa fa tsy mandrakizay
Tsy mahay mandahan-teny saingy refa tonga eto aho dia mba miezaka kely hahay hanoratra.=(( Tsy dia misy hambara firy ry tapaka sy namana isany fa efa io voalaza io ny andro izay tsy maintsy hifanda... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2006 09:00
xxx ( 24/04/2006 13:59)
mitady vehivavy manao an-keriny!!!!!
misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D... tohiny
novalian'i Tenio ny 06/05/2006 14:57
petsambava ( 24/04/2006 13:47)
Raha mievona hono ny amérikanina.....
Raha mievona hono ny amerikanina ara-toe-karena dia voan'ny sery ny firenena ao europe sy ny Japon ny 1/3monde toy MADAGASCAR efa palu . Ka raha @ izao choc petrolier izao tafakatra 71 dollar ny bari... tohiny
rurik ( 24/04/2006 13:35)
antsary citron
sao mba misy mahay manao lasary voasarimakirana. mba te hihinana anefa tsy mahay. misaotra.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 13:16
Fiffi ( 24/04/2006 12:36)
Mahaleo "Ny Film"
Ho antsika izay mbola tsy nahita ilay [b]Film MAHALEO[/b] dia handeha ao @ [b]canal+[/b] manomboka @ Alarobia 3 Mai diffusion en VO Zoma 19 May , Alarobia 24 May , Alatsinainy 29 , Talata 30 ary ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2006 08:47
rapala ( 24/04/2006 12:16)
Very sa lasa nandositra?
Mila ny hevitrin'ny malagasy rehetra aho fa misy namako malagasy izay naka ny zanakany anadahiny nianatra taty am-pita. Nandeha tsara ny fandehanjavatra, nianatra sy niasa ary ilay bandy kely ary efa ... tohiny
novalian'i rapala ny 05/05/2006 11:21
madity ( 24/04/2006 09:41)
te hahita
mba te hifanena @ i FRANCIA izy manko ohatran'ny saribakoly (endrika io a)... tohiny
novalian'i dailynews ny 28/06/2006 14:46
Fiffi ( 24/04/2006 06:40)
Namely mafy ny havandra nohon'ny hadalan'ny mpitondra.
Hoy Pasitera Daniel Rajakoba: Nisafidy ny hijanona eto an-toerana mandra-pahitana izay mangirana eo amin’ity toe-draharaham-pirenena hafahafa ity ny pasitera Daniel Rajakoba. Ny tenany moa dia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:29
ravatorano ( 24/04/2006 06:25)
sarotra ho an ny ekipa malagasy indray zany zao
tena sarotra ho an ny ekipa malagasy indray zany zao ny hiakatra amin ny dingana manaraka amin ny lalao boll kitra eo anivon ny sehatra afrikanina na ny coupe zany na ny champions ligue http://www.le... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 08:47
bakozetra ( 24/04/2006 06:20)
mba dinoho ihany
misy madama iray ,efa mananjanaka ,manambady izy araka izany , fa ity ny misy indro kely ,miasa lavitra ny vadiny ka isambolana ireo vao mihaona ,ary une semaine ihany ny faharetany , tsy dia misy ny ... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 03/05/2006 15:36
xxx ( 24/04/2006 05:59)
Agence mannequin
Slt doly mbo saika hanontany aho hoe aiza kay no ahitanaireny agence mannequin ireny dia hatramin'ny firy metatra no raisiny raha ohatra'ahy izao 1m 63 46 kg dia ahoana ,inn sy inn no tokony hatao ... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/05/2006 23:54
pissoa ( 24/04/2006 05:14)
Teny Malagasy: Lahy sy Vavy
Nisy niteny izaho hoe rehefa olombelona ony no resahina dia [b]lehilahy[/b] sy [b]vehivavy[/b] no fiteny, fa rehefa biby no resahina no atao hoe [b]lahy[/b] na [b]vavy[/b]. Misy afaka manamarina ve... tohiny
novalian'i pissoa ny 29/04/2006 08:53
jentilisa ( 24/04/2006 05:11)
sarotra ny milaza faharesena!
Izay no azo ambara tamin'ny okatra omaly teo amin'ny baolina fandaka omaly. 1 noho 2 no naharesy ny Usjf ary 0 noho 6 no nanaresy ny Uscafoot. Androany no hitako fa efa naharesy 1 noho 5 ny zamalek... tohiny
vale ( 23/04/2006 19:40)
andao hifampizara blagy!hihih
Ity ny ahy aloha dia mba miandry avy @nareo koa eh... Nisy lhl hono izany voatery nandao ny R&Reniny mba ho aty am-pita fa hianatra, efa am-polon-taona no tsy nahitan'ny R&R azy ntsony nandefa sar... tohiny
novalian'i kala ny 03/05/2006 13:13
xxx ( 23/04/2006 17:33)
io namana io , manahirana
hono hoa ry zareo , ahoana no mba hevitrareo , nisy namana mpanao trano , manana entreprise ilay olona ,dia mba nikasa hanao trano zany , dia teny , nandeha daholo ny resaka ... tohiny
novalian'i kala ny 02/05/2006 04:49
sonwin ( 23/04/2006 13:37)
504 baché
Sao mba misy afaka mamaly kay hoe ohatrinona isan'andro izao ny hofana 504 baché raha entina miala hatrany amin'ny 120 km miala an'Antananarivo.Iantohana ny gasoil amin'izay. Misaotra indrindra. Afak... tohiny
sonwin ( 23/04/2006 13:33)
Botaniste
Hono hoa, raha misy afaka manome valiny, ohatrinona isan'andro eo ho eo izao ny prdm-na botaniste raha mitondra azy hanao collecte-na plante. Misaotra indrindra, azonao alefa hafatra amiko raha tsy te... tohiny
novalian'i sonwin ny 24/04/2006 06:38
ainaheri ( 23/04/2006 07:54)
prezidansy mada
ho avy ity ny fifidiana fa iza marina no hilatsaka ary oviana no atao??... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2006 21:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5368