antsary citron

1. rurik ( 24/04/2006 13:35)
sao mba misy mahay manao lasary voasarimakirana.
mba te hihinana anefa tsy mahay.
misaotra.
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 13:16
2. Fanja1 ( 24/04/2006 14:47)
ito misy akia misy karazany roa reto ka zay tinjy:
12 citrons
2 oignons coupés en fines lamelles
piment écrasé
2 c à soupe de sel
. Choisissez de préference de petits citrons ronds bien charnus.
_ Grattez 6 citrons entiers avec râpe fine pour retirer le zeste. Ensuite coupez les en tranches de 6 à 8 selon leur grosseur.
_Coupez les 6 autres en deux pour extraire le jus
_Mettez le tt ds un saladier avec les oignons, le sel et le piment. Mélangez bien
Gardez l'achard ds ce saladier pendant une semaine pour pouvoir le mélanger plusieurs fois par jour
_A la fin de la semaine mettre le tt ds un bolcal
_Se garde plusieurs mois au réfrigerateur.
3. Fanja1 ( 24/04/2006 14:52)
ito ny faharoa
12 citrons
2 oignons coupés en fine lamelles
piment écrasé
2 c à soupe de sel
_ Choisissez tjs de préférence de petits citrons ronds et charnus
_Ds un saladier, coupez-les en deux pour extraire le jus.Puis coupe ttes les moitiés de citron en 3 ou 4 selon leur grosseur
_ Mettez les ds une casserole, les couvrir d'eau.
_Faites bouillir à feu fort. Jetez l'eau et recommencez 3 fois ce mm procédé pour retirer l'amertume du citron.
_Laissez refroidir en égouttant, puis les rajouter au jus avec les oignons, le sel et le piment.
_Mélangez bien, et vous pouvez les consommer tt de suite.
_ Conservez l'achard ds 1 bocal au frais!
bon app
4. pissoa ( 24/04/2006 15:04)
Hmmm, toa ho tsara izy izany! :miam::miam: Misaotra an'i Fanja! :-*
5. Fiffi ( 24/04/2006 15:19)
rurik: io aloha misy an! http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=2466 http://www.supertoinette.com/recettes/citron_confit_de_in_di.htm

fa ny fanaovana @ fomba gasy indray de zao no fanaovako azy an!
citron -sira -sakay tsilan-dimy-lahy-rongolo(oignon)
Hapangotrahana ny citron hanalana ny hodiny mangidy. 3mn de atao anaty bocal , hafangaro ao daholo ireo ingrédients ireo , maka 5 citron de potserina halana ny jus de atao anaty bocal. Hidina de handrasana 2à3 volana zay vao mihinana @ zay de efa lasa marihitra . Plus avela ilay izy , plus lasa marihitra tsara . Mazotoa homana an! :-*:-*:-*
6. Fanja1 ( 24/04/2006 15:22)
2 à 3 mois zany ve akia Fiffi tsy ela loatra, ny olona efa te hihinana be:)
7. Herimiafina ( 24/04/2006 15:22)
Misaotra an'i Fanja! tsara io raha ampiarahina amin'ny ron'anamamy sy angivy ary trafokena matavy tsara! hummm :@
8. Fanja1 ( 24/04/2006 15:44)
tsy misy fisaorana r'ireto fa mazotoa homana daholo:)
9. vale ( 24/04/2006 20:06)
ny ahy koa io fomba fataon'i Fiffi io no mba fanaoko, dia mila mahandry tokoa aza moa an!

fa ny nahasamihafa azy kely dia ny ahy rehefa avy nampangotrahina iny, dia zaraiko 4 manaraka ny lavany izay vao ataoko anaty bocal(dia citrons jaunes vaventy tsara, tsy le otran'ny totondry reny an!:-D), asiana ny jus de citrons efa nopotserina manokana atao mandifotra ny achards ao anaty bocal ny jus, alefa ny sakay mena en poudre.

Izay ny fanaoko fa andramako indray io ampiana tsy lanindimilahy sns io:):miam:
10. Fiffi ( 25/04/2006 03:58)
fanja1: marina aloha fa efa te-ihinana ka ho ela tokoa raha miandry 2 a 3 volana fa rehefa tena marihitra tsara iny izy no tena hitako fa tena :miam::miam::miam: be mihintsy. Andramo ange eh! azondry hatao ny manao bocal 2 de ny iray ho hanina rahefa vita ny fotoana nomendry io fa ny 1 avelao hilona ao dia ho hanina afaka 3 volana , jereo anie ny maha-samy hafa azy an! :):-*:-*
vale: fa andramo hiany akia an! :):-*:-*
11. Fiffi ( 25/04/2006 03:59)
rurik: mbola mitohy hiany ny fikarakarana sakafo an! :miam::miam::miam: de aza hadino mihinana kitoza hasiana an'io fa tsara be an! :):-*:-*:*:-*
12. Fanja1 ( 25/04/2006 04:20)
Fiffi ok fa ataoko merci!:)
13. Fiffi ( 25/04/2006 04:40)
fanja1: :):-*:-*
14. rurik ( 25/04/2006 08:56)
Fanja 1:-*:-*:-*:-*:-* tena misaotra anao betsaka efa ela aho no te hanao fa tsy mahay :-*:-*misaotra betsaka fa lazaiko ianao rehefa masaka tsara .:-*
15. rurik ( 25/04/2006 08:58)
Fiffi:

rurik: io aloha misy an! http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=2466 http://www.supertoinette.com/recettes/citron_confit_de_in_di.htm

fa ny fanaovana @ fomba gasy indray de zao no fanaovako azy an!
citron -sira -sakay tsilan-dimy-lahy-rongolo(oignon)
Hapangotrahana ny citron hanalana ny hodiny mangidy. 3mn de atao anaty bocal , hafangaro ao daholo ireo ingrédients ireo , maka 5 citron de potserina halana ny jus de atao anaty bocal. Hidina de handrasana 2à3 volana zay vao mihinana @ zay de efa lasa marihitra . Plus avela ilay izy , plus lasa marihitra tsara . Mazotoa homana an! :-*:-*:-*


misaotra betsaka aky an :-*:-*:-*:-* asaiko daholo rehefa vita an :-D:-D:-D
16. rurik ( 25/04/2006 09:03)
Herimiafina:

Misaotra an'i Fanja! tsara io raha ampiarahina amin'ny ron'anamamy sy angivy ary trafokena matavy tsara! hummm :@


Herimiafina ka aiza no ahitana anamamy aty ??
na trafokena :miam::miam::miam::miam:
tena mampitelindrora ko nareo zany kle
17. Fanja1 ( 25/04/2006 09:06)
nôna be aho zany :P
18. rurik ( 25/04/2006 14:59)
@le we ron'anamamy ve?:miam::miam::miam:matsiro ery aky ry Fanja1
19. Herimiafina ( 25/04/2006 15:52)
Any amin'ny sinoa retsy misy an! Feno zavatra anie any amin'ny sino any e! Mba marina e! Fa ny angivy tsy haiko na hisy aloha e! hummmm :-*:@
20. Fanja1 ( 26/04/2006 13:19)
rurik ie @ ilay ron'anamamy mihintsy miam miam be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3125