antsary citron
21. pissoa
(
26/04/2006 19:02)
:miam::miam::miam::miam: izany laoka ato izany :-D:-D:-D
22. Fiffi
(
28/04/2006 15:20)
Herimiafina: misy angivy any @ magazay sinoa kah! sy anamalaha , izay hataon'ry zareo hoe bread mafane!
23. rurik
(
29/04/2006 12:43)
Fiffi sy Fanja1 namboly anamalaha aho ato fa rehefa vokatra dia tongava mihinana ampiarahana @trondro maina :miam::miam::miam:
24. Fiffi
(
29/04/2006 13:16)
rurik: an ?????? namboly ???? de maniry ve akia ? zah akia tena mbola tsy nahita anamalah naniry zany mihintsy an! ny sakamalaho maniry koa akia mbola tsy nahita mihintsy zah an! :( :-*:-*
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0508