te hahita

1. madity ( 24/04/2006 09:41)
mba te hifanena @ i FRANCIA izy manko ohatran'ny saribakoly (endrika io a)
novalian'i dailynews ny 28/06/2006 14:46
2. aliotsy ( 24/04/2006 10:09)
inona klou ny ilaivanao azy
3. xxx ( 24/04/2006 10:17)
kou manin zany ra mifanao ftona aminy ftsn e!!!:)
4. xxx ( 24/04/2006 10:23)
bdb nge ny FRANCIA e!!!:?::?::?:
5. Fiffi ( 24/04/2006 11:05)
f'ita wa !:wink:
6. xxx ( 24/04/2006 12:13)
fanga efa nanana sipa nitovy t@ francia talo e
7. pissoa ( 24/04/2006 13:04)
Hafa ihany hoa isika gasy, tsy maintsy mahita konklusion haingana be foana :-w:roll::roll:
8. kiali ( 24/04/2006 13:18)
fa iza le francia eh?
9. lapino ( 24/04/2006 13:20)
Raha za no mifanena amin'i Francia io, tsy hifanena izany aho fa hitapô mihitsy kle! Tonga dia ny konklusion no atao haingana avy eo! :wink:8)
10. pissoa ( 24/04/2006 13:26)
Raha elah no mifanena amin'i Francia dia mety tsy ho tenenin'lah amin'i madity :wink::roll::roll:
11. lapino ( 24/04/2006 13:30)
Teneniko lery ka! Fa raha i madity angamba no mitapô zany, tonga dia miraikitra na choc elastika aza kle! :) Sady mitady olon-tiana hono izy :-w:-w:-w

kiali > http://serasera.org/namana/iza:francia
12. pissoa ( 24/04/2006 13:36)
Hihihi, ahoana indray koa izany choc elastika miraikitra izany ry lapino :roll::roll:
13. Fiffi ( 24/04/2006 13:37)
lapino: miraikitra ve de elastika ? tsy afa-mihetsika intsony koh! :-D:-D
14. lapino ( 24/04/2006 14:13)
"Choc mou" miraikitra rehefa avy mitapô, fa "choc elastika" samy mipitika. http://www.chimix.com/pages/p%3Dmv.htm

Fa lery tsinona madity dia miraikitra foana na choc elastika aza.
15. pissoa ( 24/04/2006 14:37)
Hihihi, loza fa tsy tadidiko akory teo hoe hay mou miraikidraikitra no dikan'izany madity :-w:-D:-D:-D
16. texe ( 27/04/2006 13:07)
fa iza aloa le francia?de aiza izy no mitrasy?
fa anga ilaina maika be ? adndefaso filazana
17. RaMary ( 28/04/2006 19:11)
Kayza daholo
Mitady namana taloha
Tao 3 Pommes 88/93
Mario 8O
18. Fiffi ( 29/04/2006 04:28)
inona zany 3 Pommes zany kay ? sekoly ? any dago ve sa aiza ?
19. vale ( 08/05/2006 14:45)
madity:

mba te hifanena @ i FRANCIA izy manko ohatran'ny saribakoly (endrika io a)
madity> andefaso hafatra manokana izy ko!!:wink:


20. lapino ( 10/05/2006 04:57)
Fa manja hoà io sipa io e!
http://www.madanight.com/modules/eGallery/gallery/ISCAM/Iscam_07.jpg
http://www.madanight.com/modules/eGallery/gallery/ISCAM/Iscam_01.jpg
http://www.madanight.com/modules/eGallery/gallery/ISCAM/Iscam_30.jpg

Ary kay izy io mpihira, ... Star manko e ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1566