te hahita
21. Fiffi
(
10/05/2006 05:11)
lapino: mpihira sa star ? ka raha mpihira manko de star koh ! :) fa ohatran'ilay sipa niaraka nihira t@ tarika Mahaleo izy zany sa ....? fa manja eh!
22. lapino
(
10/05/2006 05:42)
Fiffi, ie miara-mihira amin'i Mahaleo izy. Ohatra ilay hira Ry foko http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1011 izao misy azy. Toa hoe zanak'i ry zalahy ao amin'ny Mahaleo ao ihany izy io, fa tsy haiko.
23. Fiffi
(
10/05/2006 05:58)
lapino: tsy aiko koa an! fa efa nahita azy nihira mank zah ! fa manja an! :)
