Mahaleo "Ny Film"

1. Fiffi ( 24/04/2006 12:36)
Ho antsika izay mbola tsy nahita ilay Film MAHALEO dia handeha ao @ canal+ manomboka @ Alarobia 3 Mai diffusion en VO
Zoma 19 May , Alarobia 24 May , Alatsinainy 29 , Talata 30 ary ny Alarobia 31 May.
novalian'i xxx ny 25/05/2006 08:47
2. rurik ( 24/04/2006 13:10)
tsssssssss zay tsy manana ko :(:(:(
3. Fiffi ( 24/04/2006 13:22)
rurik: de mandehana akia mankany @ namana manana koh! de @ zay azo enregistrena ! :-*:-*:-*
4. Fanja1 ( 24/04/2006 15:20)
Fiffi merci nampahatsiaro!
5. Fiffi ( 24/04/2006 15:21)
fanja1: tsy misy fisaorana akia an! :) :-*:-*
6. ds ( 24/04/2006 17:09)
Misy amidy koa ny DVD ;-)
7. Fiffi ( 24/04/2006 17:13)
ds: ie ! marina izany , zah aloha dia efa ela be no nanako azy fa dvd novidiana!:)
8. vale ( 24/04/2006 19:47)
hay ve, dia tsy maintsy hijery tokoa moa zany!:D
miciii Fiffi:-*
9. cutie ( 24/04/2006 20:45)
tena tsara be nga izy io ?:lol:
10. Fiffi ( 25/04/2006 03:53)
cutie: tena tsara be mihintsy aloha an! sady indrindra ho antsika aty ivelany , raha manembona iny , tena ho afaka ny halahelo sady koa afaka mihira :)
11. cutie ( 25/04/2006 17:39)
andefaso an'le DVD aza za e :oops::wink:
12. Fiffi ( 25/04/2006 19:20)
cutie: azoko enregistrena de alefako akia an! :-*:-*
13. cutie ( 25/04/2006 20:13)
zany ve, merci bcp akia, alefako ny adiresy:*
14. Fiffi ( 26/04/2006 07:11)
15. Yverson ( 04/05/2006 14:45)
tena milay be le film ry zareo an!za kou lou fanatique de tsara fona amiko refa mahaleo e!:D
16. xxx ( 25/05/2006 08:47)
Ary ahoana ny aminay zay tsy mahita afa-tsy TVM 'ty:?::?::?::lol:8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1642