mba dinoho ihany
1. bakozetra
(
24/04/2006 06:20)
misy madama iray ,efa mananjanaka ,manambady izy araka izany , fa ity ny misy indro kely ,miasa lavitra ny vadiny ka isambolana ireo vao mihaona ,ary une semaine ihany ny faharetany , tsy dia misy ny mahaory ity madama ity raha ny resaka fiainana ao antrano (vola...),eny fa na izy aza manana automobile...
fa ity no tena zavatra ,manao sipa aty ivelany izy ... anisan'ireny aho amin'izao fotoana izao ,za mbola mpianatra a@ ambaratonga ambony
Inona marina ny tena tadiavin'ity madama ity amiko ,ary tsy hampiova ny fitiavany ahy ve raha mangataka fanampiana aminy aho satria izaho mpianatra? MANANTENA NY FIARAHAMIASA

novalian'i vahatra22 ny 03/05/2006 15:36
2. ravatorano
(
24/04/2006 06:47)
mety tsy ampitosika zany izy eh
faraha ny voalazanao defa ananany avokoa ny rehetra ka izay tsy ampy sy manky aminy no alainy aminareo sipany sa tsizany sa enao manatena zavatra hafa avy aminy koa ?
Milay v letsy zany manadala vadin 'olona zany =))=))=))=((=((:-$:-$:-$:-@:-@:b:b:evil::evil:

3. hantajoasy
(
24/04/2006 07:07)
amiko aloha de tsy tokony hiaraka aminy mihintsy ianao satria fantatrao tsara fa vadin'olona izy de hararaotinao amin'ny tsy maha eo ny vadiny asa ny hareny koa angaha no itiavanao azy ary mba fantarao moa ny aretina satria ny vadiny tsy mipetraka eto fa mandalo tsy maintsy hanana sipa any amin'ny tany alehany izy de aona ny aretina ary mino aho fa tsy hionona aminao irery lay ramatoa fa manao hafa koa de ahoana ny hoavinao amin'izany sa resabola amin'ny avenir-nao anga !
4. Fiffi
(
24/04/2006 07:23)
bakozetra: MANANTENA NY FIARAHAMIASA fiharaha-miasa ahoana zany ? fa mba fiainana inona koa ary zany manadala vadin'olona izany ? Mba matahorà an'Andriamanitra eh! tsy fanao zany !
5. Angolaina
(
24/04/2006 07:28)
bakozetra > mahatsiaro tena ho irery loatra izy ka izany no mahatonga azy mitady fitiavana any an-kafa, tsy ny vola na harena no mahaory azy fa ny fitiavana sy ny tambitamby ka mahatonga azy manana sipa ivelan'ny tokantranony ! Inona anefa no antony tena niarahanao taminy ?
6. kiali
(
24/04/2006 07:50)
aza asina sentiment zany fa raha tsy elah no teo de olokafa!izy no tsy manaja ny vadiny fa tsy elah no manadala ny vadin'ol! marina ny an'i ravatorano fa mety tsy ampy tosika izy
7. fomilay
(
24/04/2006 07:55)
fomilay !marina ny any fiffi,fa enao ve adala e,FIARAHA MIASA @ adala ra miombokevitra aminao @zany,tadidio fa mbola hanana ny fiainanao enao @ zany sehatra tokantrano izany indrindra,ary ny tody tsy misy fa izay nataonao ihany no miverina aminao,maninona enao ra miezaka @ heriny tenanao ra te ho tafita amin'ny fianaranao fa miandry spons fona !!:oops::roll::P:twisted:miala tsiny ry se a! mba lehilahy manakambo e! sady zay dray efa mpianatra @ ambaratonga zany :idea::idea::arrow:
bye!!
bye!!
8. xxx
(
24/04/2006 08:06)
Ka hita fa tsy lehilahy izy knou. Dia ianao no mampirevy azy. Raha amiko aloha dia tsy pb izany raha mazoto ianao. Manao ahoana anefa ny sipa miaraka aminao. Ny sponsor indray dia andramo fa mazaho ianao. Ianao aza manome yaourt ho azy knou.
mazotoa e! dia tandremo fotsiny sao tratra. Rehefa tsy zaka dia alefaso aty e!
mazotoa e! dia tandremo fotsiny sao tratra. Rehefa tsy zaka dia alefaso aty e!
9. hery
(
24/04/2006 08:07)
bakozetra> aza ialàna izy...
Ok. azavaiko ny hevitro. Izaho tsy miteny hoe tohizo ny fitiavana adaladalanareo. Izaho tsy miteny hoe soloy toerana ny vadiny rehefa tsy eo. Saingy aza ialàna izy.
Ao anaty olana izy matoa mivarilavo toa izany. Koa raha miala tampoka ianao dia tsy vahaolana izany fa tonga dia hisolo indray (ary betsaka ny bandy kandidà amin'izany).
Koa raha hitanao fa tsy mety ny ataonao dia tariho lalana tsimoramora hiverina sy hitia ny vadiny izy. Matoa izy miaraka aminao na dia efa manambady aza dia misy sombim-pahatokisana anao ao aminy. Azonao atao ny mampiasa izany fitokisana izany mba hiverenany tsikelikely amin'ny làlana mahitsy. Anjaranao no mieritreritra ny fikafika mba hahatonga azy ho hendry indray. Hohitanao fa hanampy anao izy na dia amin'ny fianarana aza, rehefa tafarina amin'izao toetrany izao.

10. mamy23
(
24/04/2006 10:29)
Hoy Bakozetra
manao sipa aty ivelany izy ...
Mba diniho tsara daholo aloha ny momba azy. Raha ianao irery no miaraka aminy dia mitovy hevitra @ Hery aho. Efa niainako mantsy izany.
Raha tsia kosa dia ezaho fantaro fa misy zavatra tsy milamina ao. Ka na dia ianao azy tsy ampy azy.
Anjaranao sisa no manapa-kevitra.

12. Fiffi
(
24/04/2006 11:22)
xxx : :roll::roll::roll:
hoy hery:
hoy hery:
bakozetra> aza ialàna izy...tsy aleo ve tonga dia hialana fotsiny izy eh ? satria iza moa no ahafantatra fa ohatran'izao lazain'i hery izao no fandehan-javatra ? ary raha toa ka tsy mety na tsy manaiky izy hatoro ? dia ahoana ?
13. Samoana
(
24/04/2006 12:32)
Inona moa Rabakozetra no "fiaraha-miasa" azo ifanampiana @ izany sa hiambina hanao vizily sao miverina tampoka ny vadiny?:lol::lol:
Mangingina izy de mila namana e !Mety resadresaka sy présence-na lehilahy no ilainy saingy isika bandy moa @ ankapobeny tsy afa-po raha tsy arahin-tosika izany!!
Ezaho tsy kitihina izy fa hirahirao ilay hoe" Madama anie manjamanja e ":D. Mety ahazo 3 isan-jaton'ny saram-pianarana Rabakozetra @ izay !!:lol:

14. little
(
24/04/2006 12:33)
sarotra alou zany e! serieux e!
Fa safidy alou io e! Tsy hitako zay tenenina fa na za aza valalanina mijery eto ko! Aza voan#zany kle.
Pouaaa, pouaa,,, ivoako ianao ry satana^:^
Fa safidy alou io e! Tsy hitako zay tenenina fa na za aza valalanina mijery eto ko! Aza voan#zany kle.
Pouaaa, pouaa,,, ivoako ianao ry satana^:^
15. Fiffi
(
24/04/2006 12:42)
Pouaaa, pouaa,,, ivoako ianao ry satana ^:^
zay mihintsy angamba no mety hatao an! nefa asa moa fa dia arakarakin'ny tsirairay hiany io an!
zay mihintsy angamba no mety hatao an! nefa asa moa fa dia arakarakin'ny tsirairay hiany io an!
19. kala
(
24/04/2006 14:20)
bakozetra > tsy mahatsiaro tena ho mijanganjanga noho ny efa mpijangajanga ve enao.
Amin'izay koa ity izy vadin'ol.Izy no adala mitady anao de enao koa roboka :-w:-w:-w:-w
Mba apetraho amin'ny tenanao hoe ny fanontaniana. Azafady fa ataoko teny frantsay
1- qu'est-ce qu'elle attend de moi?
2- qu'est-ce que j'attends d'elle?
misy azo itarafana ny materialisma ao. Anjaranao ihany ny mandinika fa moramora ihany ê!