mba dinoho ihany

21. Herimiafina ( 24/04/2006 15:27)
bakozetra:

misy madama iray ,efa mananjanaka ,manambady izy araka izany , fa ity ny misy indro kely ,miasa lavitra ny vadiny ka isambolana ireo vao mihaona ,ary une semaine ihany ny faharetany , tsy dia misy ny mahaory ity madama ity raha ny resaka fiainana ao antrano (vola...),eny fa na izy aza manana automobile...
fa ity no tena zavatra ,manao sipa aty ivelany izy ... anisan'ireny aho amin'izao fotoana izao ,za mbola mpianatra a@ ambaratonga ambony
Inona marina ny tena tadiavin'ity madama ity amiko ,ary tsy hampiova ny fitiavany ahy ve raha mangataka fanampiana aminy aho satria izaho mpianatra? MANANTENA NY FIARAHAMIASA


Maro ny toa izao ary mbola misy pire lavitra noho izao aza.
Ny naha-rava azy? Tonga ny tompombady ary dia nitifitra, any amin,ny morgue no iafarany, koa mitandrema ihany! :@
22. Fiffi ( 24/04/2006 15:33)
satria na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hivoaka ny marina , ary ny marina marina hiany.
23. rhevinilsen ( 30/04/2006 19:59)
aza mangalabadin'ol lesy razoky a
24. Fiffi ( 30/04/2006 22:04)
f'ita wa ! de io lazain'i Herimiafina io ve no handrasana hiseho vao hahatsapa tena ?
25. xxx ( 01/05/2006 08:07)
bakozetra ; tsy ampy tosika izy baina a, na tsy ampy calin ko ,zany anie ny olana @zao e
26. Fiffi ( 01/05/2006 08:15)
de hanao an'izany ve ?
27. vahatra22 ( 03/05/2006 15:36)
za ko lo tsy mankasitraka ny ataonao e!ny tovovavy v betsaka d vadin'olona no iarahana! ka ra misy fahavoazanao @ zany aza mitaraindraina eto fa zakao nenao satria sitrapo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4204