Raha mievona hono ny amérikanina.....

1. petsambava ( 24/04/2006 13:47)
Raha mievona hono ny amerikanina ara-toe-karena dia voan'ny sery ny firenena ao europe sy ny Japon ny 1/3monde toy MADAGASCAR efa palu .
Ka raha @ izao choc petrolier izao tafakatra 71 dollar ny baril - na petrole izany hoe efa marary kibo ny amérikanina ny ao europe izany efa typhoïde isika malagasy izany efa maninona ?...ay ay aza hitako ka SIDA:?:
2. xxx ( 24/04/2006 14:10)
:x:x:x:x:x:x
3. Fiffi ( 24/04/2006 14:59)
izany ve de hirina kosa eh ? fivavahana an'Andriamanitra no hatao mba tsy hisian'izany zavatra izany.
4. Herimiafina ( 24/04/2006 15:39)
Asakasak'izay efa niaina sy niaritra ny mafy ihany io. Rha ny gasy ve no avadika amerikana tsy ho paradisa be na hiakatra aza ny solika, raha ny amerikana no alefa any dago dia mety ho faty, dia izay.

Marary kokoa foana ny fiantraikany raha mbola tsy nahita fahoriana ianao.

Dia torak'izany hatrany raha ny zanaky ny mpanana mpangalabolambahoaka no lasa vahoaka aty aoriana dia mitrotrongy maty alohan'ny efa vahoaka angamba.

ce qui ne me tue pas me rend plus fort.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3817