mitady vehivavy manao an-keriny!!!!!

1. xxx ( 24/04/2006 13:59)
misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D
novalian'i Tenio ny 06/05/2006 14:57
2. mandrindra ( 24/04/2006 14:14)
avy any amparihin'itasy angaha i xxx ?
3. bandykell ( 24/04/2006 14:22)
anga tsy misy vahiavy manao an-keriny angamba any am-parihin'itasy any :{:{:{:{:{
4. Fiffi ( 24/04/2006 14:40)
fa mpanao an-keriny @ inona aloha eh ?
5. nikopol ( 24/04/2006 14:58)
fa maninn kosa aza no atao xxx le izy e ! za koa zao mitady :lol:

6. Ragadona ( 24/04/2006 15:07)
Aza mampiana dratsy ny tovovavy ry akama fa aleo hilamina ihany fa hampisavoritaka fiaraha monina
7. diamondra27 ( 24/04/2006 15:17)
sao de hanao ankeriny manao boxe ary 'zany

hanaovy ny gant-nao sy ny protèges de andao hi-boxe eto @ ring , ary iza no arbitre?:-D:-D:-D

tsy tokony natao tany @ lalao ve ity e:wink:
8. Herimiafina ( 24/04/2006 15:21)
xxx:

misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D

Manontanintania ihany fa tsy maintsy hisy hamaly eo e! 6 miliara ny olombelona donky enian miliara ihany koa ny possibilité na lahy na vavy , hehehehe:@

9. Lejim ( 24/04/2006 15:46)
dia ataon'i herimiafina anatiny izany izay pelaka mety hanao an-kerina an! :lol:
10. soanja ( 25/04/2006 02:17)
mandrindra:

avy any amparihin'itasy angaha i xxx ?

Fa maninona anareo kosa ny avy amparihin'Itasy? 8O

11. sasa ( 25/04/2006 03:59)
xxx in indray ity sizé ity klé, tsy mazafa mintsy iza indray no vehivavy manao ankeriny ato:-D:-D:-D:-D:-D:-D sady bonbon gasy ve no homena koa
12. Fiffi ( 25/04/2006 04:17)
:-D:-D:-D:-D
13. little ( 25/04/2006 06:02)

za, za, za.... etsy zatsy izy ary ataoko an-keriny e!
O! ry zalahy a! Alao hery e!
Io RaHery an, aza manala baraka anarana letsy a!
:roll:, tsy azoko alou le manao ankeriny e! Bof, mi-birda ve zany ra xxx an?
14. Fiffi ( 25/04/2006 08:09)
tsy fantatra koa hoe inona no zavatra tadiavin''i xxx , sady miafina xxx izy no tsy manazava hoe inona ? vhv manao an-keriny @ inona ? :roll::roll:
15. Bhiou ( 25/04/2006 08:40)
ony oa inona no antony nanaovan'i xxx ny pseudo-ny tahaka an'io mety hoe inconu ve sa .... tsy aiko alou eh!!
ra ny fanôvana an-kerny lou de tena boubaka ny vevavy ato @ serasera manao an-kerny ny telephon'ny olo-tiany refa itany otran'ny afaafa eh, sa tsy marna zany ry zareo vevavy?
16. mamzelkely ( 25/04/2006 09:43)
ts azoko le fanotanina ry xxx de ra misy de omeo bonbon ftsn veuu sa afaka manao ankeriny anao ko :-D:-D:-D
17. fasaly ( 25/04/2006 10:13)
zany veuh de try azonju mamzel, kidnapé-na zany izy de birdé-na e!:^):^):^):^)
18. mamzelkely ( 25/04/2006 10:42)
gay gay gay gay sao de hanenina amizany fanotanina zanty enao ry xxx :-D:-D
19. vale ( 25/04/2006 11:17)
:-D:-D:-D xxx mba hafa ko nge zany zavatra tediavinao izany eh! te hiova filamatra ve sa?:-D:-D:-D
20. xxx ( 25/04/2006 11:39)
Nareo tena mody fanina mihintsy an...:lol::lol: mitady vhv manao an-keriny mou re eeee, za anie hanome bonbon gasy :twisted::twisted::twisted: efa manomboka sarotra mihintsy ity fiainana ity... aleo fa hampiako shocolat indray ary e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427