mitady vehivavy manao an-keriny!!!!!
22. sonwin
(
25/04/2006 12:29)
kofa atao ankeriny ndray ve no hanenina kle..fa toi kou klou ry zelkely an..:^):^) aza ....ko fotsiny 8-):°)
23. mamzelkely
(
25/04/2006 12:35)
toundé mandehana dieny zao sonwin sao tr tsatsa trony zah :°)8):^):^)
25. bandykell
(
25/04/2006 13:56)
mamzelkely:
sô de hanenina eo enao wa ry xxx aaa :-D:-D
ra kosa klou no ataon-dry an-keriny de tonga de :*:*:*:*:* be mihintsy no omeko an-dry =))=))=))=))=))=))
26. kiali
(
25/04/2006 15:07)
toriko zay manao ankeriny an'ah klé!!
laingako zany eh! asaiko mamerina indray aza iz ko!!
fa ny tena milay ry xxx de vhv bedabe no manao ankeriny an!
laingako zany eh! asaiko mamerina indray aza iz ko!!
fa ny tena milay ry xxx de vhv bedabe no manao ankeriny an!
28. xxx
(
25/04/2006 20:02)
kiali:
toriko zay manao ankeriny an'ah klé!!
laingako zany eh! asaiko mamerina indray aza iz ko!!
fa ny tena milay ry xxx de vhv bedabe no manao ankeriny an!
zay ny tena lafatra ho an'le bandy:-D:-D fa ny ratsy de sao de mifampialona ka miady ry zareo vhv :°):°):°)
29. vale
(
25/04/2006 20:07)
xxx à :wink: efa atao an-keriny ve toi mbola hanome bonbon gasy njay? dia mbola ampiana chocolat koa? :-D hum, ataovy tsara fa , tsatsan'ny kapoka ceinture manjivorivo zay vô hoe vonjeooooo!mamààààààà!fona ehhhhhhhhh =)) dia asaina mi-rembourser an'lay bonbon gasy sy chocolat lay sipa ny farany:-D:-D:-D:-D
30. xxx
(
25/04/2006 21:35)
vale:

io anie vale tsy maintsy hoe ankeriny molomolo eeee:lol::lol::lol: nefa kou vao may mahafinaritra ra tsy molomolo
32. mamzelkely
(
26/04/2006 05:49)
bandykell:
ra kosa klou no ataon-dry an-keriny de tonga de :*:*:*:*:* be mihintsy no omeko an-dry =))=))=))=))=))=))
ô ry bandykell enao zany anie tia milalao afo eeee8):°):-D:-D:-D
33. mandrindra
(
26/04/2006 08:35)
soanja:
mandrindra:
avy any amparihin'itasy angaha i xxx ?
Fa maninona anareo kosa ny avy amparihin'Itasy? 8O
ka hoe bônbôn gasy ko, sa tsy haianreo indray ilay vazo ?
34. bandykell
(
26/04/2006 11:05)
mamzelkely:
ô ry bandykell enao zany anie tia milalao afo eeee8):°):-D:-D:-D
fantako hoe afo tsy mandoro de lalaoviko e:^):^):^):^)
36. soanja
(
26/04/2006 11:27)
mandrindra:
soanja:
mandrindra:
avy any amparihin'itasy angaha i xxx ?
Fa maninona anareo kosa ny avy amparihin'Itasy? 8O
ka hoe bônbôn gasy ko, sa tsy haianreo indray ilay vazo ?
Miala tsiny fa tsy maharaka an'izany vazo izany aho. Mba alefaso eto hoe ho henoina sa ve lava loatra. Izaho alo tena tia bonbon gasy be mihitsy tany Dago e.
37. mandrindra
(
26/04/2006 12:07)
hiran'ny Lôlô sy ny tariny io e, bônbôn gasy ny lohateny, toa misy tonony amo amin'ny pejin'ny tononkira. raha tsy diso aho azo angatahina ao amin'ny RVG io hira io
38. soanja
(
26/04/2006 12:14)
mandrindra:
hiran'ny Lôlô sy ny tariny io e, bônbôn gasy ny lohateny, toa misy tonony amo amin'ny pejin'ny tononkira. raha tsy diso aho azo angatahina ao amin'ny RVG io hira io
Misaotra mandrindra. :D:D:*
40. fasaly
(
26/04/2006 14:40)
sasa: tansiô fa zà rehefa manao kidnapin de mibirda zay an! tsy afa-bela mahintsy entiko any anaty lavaka any8):°):°):°):°)